Sat Jun 06 2020 14:55:29 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-06-06 14:55:29 +03:00
commit a5e4cc3865
278 changed files with 538 additions and 1 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Rafa tonga ny andro Pantekosta, de niangona tam'tôrana raika zareo daôly.\v 2 Tampoka takeo avy taigny an-dagnitra nisy feo ôtran'ny rivotra mahery nifofofofo, ary nameno ny tragno iray manontolo ze nentôran-jareo. \v 3 Nisy afo nendrika lela maro ze nizarazara, ary nipetraka tambonin-jareo tsiraikaraika avy. \v 4 Izy daôly de feno ny Fanahy Masina ary nanomboka niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araky ny namen'ny Fanahy Masina hitenenan-jareo.

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ary nisy Jiosy ze nipetraka tao Jerosalema, ôlon'Andriamanitra, avy amin'ny firenena daôly ambanin'ny lagnitra. \v 6 Rafa naregny an'zany feo zany reo vahôka de nitarognona, sady sahiran-tsaigna satria ny tsiraikaraika de samy naregny an-jareo nitare tam'fiteniny avy. \v 7 Zareo de magnana sy gaga; nitare hoe: "Marina, fa tsy reo daôly mitare reo ma no Galiliana?

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Nagnino no maregny an-jareo tsika, amin'ny fitenintsika tsiraikaraika avy ze nahageda an'ntsika? \v 9 Partianina sy Medianina ary Elemita, ary reo ze mipetraka aigny Mesopotamia, aigny Jodia sy Kapadokia, aigny Ponto sy Asia, \v 10 Frygia sy Pamfylia, aigny Egypta ary Libya hatraigny am'Kyrena, ary reo mpitsidika avy aigny Roma, \v 11 Jiosy sy Proselyta, Kreatana sy Arabo, de reignintsika mikoragna am'fitenintsika mikasika ny aza gedabe ataon'Andriamanitra.

1
02/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Zareo de gaga ary sahiran-tsaigna; ary nifampiresaka zareo hoe: "Ino no dikan'zany?"\v 13 Fa reo sasagny nagneso sady nitare hoe: "Izy reo de mamon'ny divay vaovao."

1
02/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Fa i Petera nitsangana niaraka tam'izy raika ambefolo, nampiakatra ny feony ary nilaza tam-jareo hoe: "Ry leilan'i jodea sy anareo daôly ze mipetra aketo Jerosalema, ôka ho fantatrareo zao, tandremo reo teniko. \v 15 Tsy mamo araka ze heverinareo zahay fa vao ora fatelo amin'ny andro zao.

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Fa zao le vôlaza tam'i Joela mpaminagny hoe: \v 17 "Amin'ny andro farany ozy Andrimanitra, No handatsako am'ôla daôly ny Fanahiko. Reo zanakareo là sy ny zanakareo vavy de haminagny, ny zatovonareo de hahita fahitana, ary ny anti-dahinareo hagnonofy.

1
02/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ôtran'zany kô ny am'reo mpanompoko là sy ny mpanompoko vavy am'reo andro reo. Halatsako ny Fanako, ary zareo de haminagny. \v 19 zao de hampiseho ra-magaga egny amin'ny lagnitra agnambo sy famantarana egny amin'ny tany ambany, rà, afo, ary enton-tsetroka.

1
02/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Ny masoandro de ho lasana haizigna ary ny volana ho lasa rà, melôn'ny andro leibe sy miavaka hevian'ny Tompo. \v 21 Ary ny ôla daôly ze miantso ny agnaran'Andriamanitra de ho vôvonjy.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ry olon'Israely, tandrineso zao teny zao: Jesosy avy aigny Nazareta, le ôla nabôgna an'nareo tamin'ny alalan'Andriamanitra mba ho marina am'reo asa leibe, reo fagagana, ary reo famantarana ze nataon'Andriamanitra taminazy teo ampovônareo, araka ny fantatry ny tenanareo. \v 23 Io leilà io de natolotry ny drafitr'Andriamanitra ze efa nomagnina melô sy ny falalany, ary ny tagnan'ny mpandika lalàna sy anareo, namono an'azy tam'famantsena an'azy teo amin'ny hazo fijaliana. \v 24 Fa Andriamanitra nanangana an'Azy, nagnafaka an'Azy tam'reo fanaintaignan'ny fafatesana, satria sarotra ho an'Azy ny niala tam-zany.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa i Davida miteny momba an'azy hoe: "Nahita ny Tompo teo agnolôko mandrakariva za, fa aketo an-tagnan-kavanako Izy ka tsy tokony hangozohozo za. \v 26 De tegna faly ny foko ary niravoravo ny lelako. Ary ihany kô, ny nofoko hivelona amin'ny fatokiana.

1
02/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Fa tsy nilôsanao ho aigny amin'ny Fiaignan-tsy hita ny fagnako ary tsy hamela ny Iray Masina ho lo enao. \v 28 Nampafantatra anà reo lalan'ny fiaignana Enao; Enao de hameno fifaliana anà amin'ny endrikao.

1
02/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ry rahalà, afaka miresaka aminareo am-pitokina momba an'i Davida Patriarika za: Efa maty izy no nalevigna, ary ny fasagny de aketo amintsika mandrak-zao. \v 30 No zany, mpaminagny izy ary fantany fa efa nianiana taminy Andriamanitra, fa ny taranagny no akeo akeo amin'ny seza fendrianany. \v 31 Efa hitany zany de nikoragna mikasika ny fitsangananan'i Kristy tamin'ny fafatesana, sady izy tsy navela takao amin'ny fiaignan-tsy hita, no tsy nagnano ny nofony ho tratry ny fahalovana.

1
02/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Io Jesosy io-Andriamanitra no nanangana an'Azy, ka vavolombelon'zany zahay daôly. \v 33 No zany rafa nasandratry ny tagnan'ankavanan'Andriamanitra Izy de nandray ny Fanahy Masina nampagnantenaina avy tamin'ny Ray, efa narotsagny izany, ze hitanareo sy reigninareo.

1
02/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Fa i Davida de tsy niakatra taigny an-dagnitra fa izy nitare hoe: 'Ny Tompo nilaza tamin'ny Tompoko, "mipetra aketo an-tagnako ankavanako, \v 35 mandra-pagnanôvako ny favalonao ho fitôran-tongotrao." \v 36 No zany, ôka ho fantatry ny daôly ny tranon'Israely fa Andriamanitra no nagnano an'Azy ho Tompo sy Kristy, le Jesosy ze nombonareo."

1
02/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 Ary raha nareigny an'zany izy reo, vôtsindrona ny fon'jareo, ary niteny tamin'i Petera sy reo apostoly ambiny hoe: "Rahalà, ino no tokony ho ataonay?" \v 38 Avy akeo Petera nitare tam-jareo hoe: "Mibeba magnanôva batisa, anareo tsiraikaraika avy, amin'ny agnaran'i Jesosy Kristy mba ho famelana ny fahotanareo, sy mba handraisanareo ny fagnomezan'ny Fanahy Masina. \v 39 Fa ny fampagnantenana de ho anareo sy ny zanakareo ary reo daôly ze lavitra, ka ho betsaka reo ôla ze ho antsovin'ny Tompo Andriamanintsika."

1
02/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Niaraka tamin'ny teny betsaka hafa no nijoroany ho vavolombelona sy nandrisiny an'azy reo; nilaza izy hoe: "Vonjeo ny tegnanao am'ty taranaka ratsy fagna ty." \v 41 Ary izy reo nandray ny teniny ka natao batisa, ary tokony fagnan'ôla teo am'telo arivo takeo no nampena tamin'io andro io. \v 42 Nanohy sy niharitra ny asa fitoriana sy ny fampenaran'ny apostoly zareo, teo amin'ny fanampahany ny mogo sy ny fivavahana.

1
02/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Tonga teo amin'ny fagnan'ny tsiraikaraika ny tatra, ary fagagana sy famantarana betsaka no vita tamin'ny alalan'ny apostoly. \v 44 Reo daôly nino de niangona ary nagnana ra nitovy,\v 45 ary zareo de nivarotra taniny sy fanagnany ka nizara izany tam'izy daôly, arak'ze nilainy avy.

1
02/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Ary isan'andro isan'andro de nitohy nanompo tam'fomba fijery mitovy takao an-tempoly zareo, sy nanapaka ny mofo takao an-trano, ary nizara sakafo tamim-pifaliana sy fo feno fagnetren-tegna; \v 47 Nidera an'Andriamanitra ary nahazo fankasitrahana tam'ôla daôly. Isan'andro ny Tompo de nanampy ny isan'reo ze vôvonjy.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary Petera sy i Jaona niakatra taigny an-tempoly tamin'ny fotôna fivavahana, ny ora fasivy. \v 2 Ary nisy raika nalemy hataigny ankibon-dreniny nentina isan'andro teo amin'ny vavahady tsara endriky ny tempoly, mba hangataka fagnomezana ara-bola aigny am'reo ôla ze mankaigny an-tempoly. \v 3 Rafa natazagna an'i Petera sy i Jaona ze hande hiditra ny tempoly de nangataka fagnomezana ara-bola tamin-jareo izy.

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nibanjina ny masony niaraka tam'i Jaona i Petera de nitare hoe: "Tazagno izahay." \v 5 Le leila malemy nijery an'jareo, nagnantena ny handray ra avy aigny am-jareo. \v 6 Nefa i Petera nitare hoe: "Volafotsy sy volamena no tsy anagnako, fa ze anagnako no hameko an'nao. Amin'ny agnaran'i Jesosy kristy avy aigny Nazareta, mandeana."

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Nandray an'azy tamin'ny tagnana ankavanana i Petera ka nanangana an'azy, ary avy hatraigny de lasa natanjaka ny tongotry le leila sy ny kitrokeliny. \v 8 Nitsabikina le leila nalemy de nitsangana ka nanomboka nande; ary niara-niditra tamin'i Petera sy Jaona takao an-tempoly izy, nande nitsambikina ary nidera an'Andriamanitra.

1
03/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ny ôla daôly de natazagna an'azy nande sy nidera an'Andriamanitra. \v 10 Tsikaritry zareo fa izy le leila nangataka fagnomezana ara-bola tamin'ôla teo am'le vavahady taran'ny Tempoly; ary tegna gaga sy talanjogna zareo nony ra nitranga tamin'azy.

1
03/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary noho izy nitana an'i Petera sy Jaona, de nitorotra ny ôla daôly nankaigny amin-jareo taigny amin'ny fialofana ze nantsovina hoe: fialofan'i Solomona, ary tegna talanjogna. \v 12 Rafa natazagna an'zany i Petera de namaly ny ôla hoe: "Anareo ry vahôkan'Israely, nagnino no talanjogna anareo? Nagnino ny masonareo no mandinika an'nay, ôtran'ny hoe herinay na fahamasinanay manokana no nampande an'azy?

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ny Andriamanitry Abrahama, sy an'i Isaka sy an'i Jakoba, le Andriamanitry ny raintsika, no nagnome voninahitra an'i Jesosy mpanompony. Izy le natolotrareo sy nolavinareo teo agnolon'i Pilato, tamin'izy nanapakevitra handefa an'azy. \v 14 Nolavinareo le raika ze Masina sy Marina ary naleonareo nangataka le mpamono ôla mba alefa ho an'nareo.

1
03/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Novonoinareo ny mpagnorina ny fiaignana, nefa natsangan'Andriamanitra tamin'ny maty - ary vavolombelon'zany zahay.\v 16 Am'zao fotôna zao noho ny finona ny agnarany le leila ze hitanareo sy fantatrareo, igny agnarana igny ihany no nahatonga an'azy matanjaka. Ny finona avy amin'i Jesosy no nagnome izao fagnasitragnana feno ho an'azy aketo agnatrihanareo daôly zao.

1
03/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Am'zao fotôna zao, ry rahala, fantatro fa nagnano an'zany anareo noho ny tsy fafataranareo, salan'ny nataon'reo mpitondra an'nareo kô. \v 18 Fa reo ra ze vôlazan'Andriamanitra mialô tamin'ny vavan'reo mpaminagny daôly, tokony hijaly ny Kristiny, ary efa tanteraka am'zao zany.

1
03/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mibebaha, noho zany, ary miveregna, mba ho vonoana ny fahotanareo, mba ho velombelona akeo agnatrehan'ny Tompo anareo amin'ny fotôna; \v 20 Ary andefa an'i Kristy ze vôtendry ho anao izy, de Jesosy.

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Izy le tsy maintsy ho raisin'ny Lagnitra ambara-patongavan'ny ora fameregnana amin'ny laoniny ny ra daôly, momba ze nolazain'Andriamanitra fahiny tamin'ny vavan'ny mpaminagny masina. \v 22 Nitare takô i Mosesy hoe: "Ny Tompo Andriamanitra de hanangana mpaminagny ôtran'anà avy am'reo rahalanareo. Anareo hareigny ny ra daôly ze ho lazainy aminareo. \v 23 Hitranga ny hoe: ze ôla daôly tsy mitaino izany mpaminagny zany de haringana tanteraka tsy ho aketo amin'ôla."

1
03/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Eny, ary reo mpaminagny daôly nanomboka tamin'i Samoela sy reo ze tonga tafarany, de nitare sy nagnambara reo andro reo. \v 25 Anareono zanak'reo mpaminagny sy ny fanekena ze nataon'Andriamanitra tam'reo razambe, araka ny nolazainy tamin'i Abrahama hoe: "Akao amin'ny taranakao no hotahiana reo fianakavena daôly eran-tany." \v 26 Tafaran'ny nananganan'Andrimanitra ny mpanompony, de nandefa an'azy ho anareo alô izy, mba hitahy anareo amin'ny fialanareo amin'ny faratsianareo.

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 3

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Fa nisy leila raika antsovina hoe: Ananiasy niaraka niaraka tamin'i Safira, nivarotra anjara tany, \v 2 ary nasitrigny ny sasagny tam'reo volo vidiny (ny vadiny ihany kô de nahay an'zany), ary nitondra ny ampahany tam'zany ary nametraka azy teo an-tongotr'reo apostoly.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa Petera niteny hoe: "Ananiasy, nagnino no Satana no nameno lainga ny fonao ka nandainga amin'ny Fanahy Masina, ka nanitrika ny ampahany tam'le vidin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo zany, tsy nijanona ho fanagnana manokana ma zany, rafa lafo zany ka tsy ze tenao agnanôvana an'azy? Manakôry ny nieritreretanao an'zany ra zany tao am-ponao? Tsy nandainga tamin'ôla enao, fa tamin'Andriamanitr. \v 5 Nony nareigny an'reo teny reo, de lavo tamin'ny tany Ananiasy ka afaka ny aignany, ary tahotra mafy no tonga tam'ze daôly nareigny an'zany. \v 6 Ary niditra reo gaogna ka mamogny lamba an'azy, ka nentin-jareo nivôka izy ary nalevigna.

1
05/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Adin'ny telo teo eo tafaran'zay, de niditra ny vadiny, mbola tsy nafatatra ze ra nitranga.\v 8 Petera niteny tam'azy hoe: "Lazao anà raha zany no nandafosanareo an'le tany." De ozy izy: enika izay ihany ."

1
05/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Avy teo Petera niteny an'azy hoe: "Nagnino anareo no nagneky hiara-hitsapa ny Fagnan'ny Tompo? Io reo ny tongotr'reo ôla ze nandevigna ny vadinao de akeo am-baravaragna, ary hamôka an'nao zareo. \v 10 ary lavo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny aignany. Rafa niditra tao reo gaogna de nahita an'azy maty, ka nitondra an'azy nivoka sy nandevigna an'azy teo agnilan'ny vadiny.\v 11 Natatra mafy ny fengonana manontolo sy reo ze nareigny an'zany ra zany.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Famatarana ny Fagagana maro no nibôgna tam'reo vahôka tamin'ny alalan'reo apostoly. Niaraka teo amin'ny fialofan'i Salomona zareo. \v 13 Fa tsisy ôla hafa nagnana fasahina hiaraka amin'jareo, kanefa ny vahôka de nanandratra fankasitran feno an'jareo.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary vao maika niha-betsaka reo mpino ze nagnampy isa ny Tompo, andian-deila sy vevavy. \v 15 Ka nentin'jareo taigny an-dalana hatramin'ny marary ka nampandren-jareo teo fandrena sy farafara, ka rafa mba mandalo Petera, de mety mba hagnaloka ny sasagny am'jareo ny talinjogny. \v 16 Teo ihany kô de maro ny vahôka no niara-tonga avy am'reo tanàna magnodidigna an'i Jerosalema, nitondra ny marary sy reo ze nampijalen'ny fagna maloto, ary de sitrana izy daôly.

1
05/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa nitsangana ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy ( ze antokon'reo Sadoseo); ary de feno felonana zareo \v 18 ary nisambotra an-keriny reo apostoly, ary nampiditra an'azy reo tao an-dragnomaizigna.

1
05/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ary nakeka andro de nisy anjelin'ny Tompo nanokatra ny varavaran'ny tragno maizigna ary namôka an-jareo tao sy niteny hoe: \v 20 Mandiana, mitsangana akao amin'ny Tempoly ary mitarava amin'reo ôla ny teny am'ty fiaignana ty. \v 21 Rafa nareigny an'zany zareo, de nidritra tao amin'ny tempoly zareo ra vô keka ny andro ka nampianatra. Fa tonga ny mpisorogna be, sy reo ze niaraka tamin'azy, namory reo fitsarana daôly, reo loholon'reo vahôkan'Israely, ary nalefa tao an-dragno maizigna mba hamôaka reo apostoly.

1
05/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa nony tonga le mpiambina de tsy natazagna an'azy reo tao am-ponja, ka niverigna zareo ary niteny hoe: \v 23 "Natazagna ny fonja mihidy tsara zahay ary ny mpiambina de mitsangana miambina teo am-baravaragna, fa rafa nosokafinay zany, de tsy nahita ôla tao agnatiny zahay."

1
05/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ary rafa nareigny an'zany ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly sy reo mpisorogna be, de very hevitra tanteraka zareo nakasika ny ra mety hitranga. \v 25 Fa nisy ôla tonga ary niteny tamin'jareo nagnano hoe: "Reo leila ze nataonareo tao an-trano maizina de mitsangana akao amin'ny tempoly ary mampianatra ny vahôka."

1
05/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ary lasana ny leibein'ny mpiambina niaraka tamin'ireo mpiambina, ary nitondra an'azy reo niverigna, tamim-pilaminana, satria natatra ny vahôka zareo saode torany vato.\v 27 Rafa nitaondra an'azy reo zareo, de nandefa an'azy reo teo agnatrehan'ny fitsarana. Nagnadihady an'azy reo ny mpisorogna be, \v 28 niteny hoe: Noferanay mafy anareo mba tsy hampianatra an'io agnarana io, kanefa nofenonareo ny fampianaranareo i Jerosalema, ary tenareo ho tompon'andraikitra amin'ny ràn'io leila io zahay."

1
05/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Fa i Petera sy reo apostoly namaly hoe: "Zahay de tokony hagneky an'Andriamanitra non'ny ôla. \v 30 Ny Andriamanitrin'ny razagnay nanangana an'i jesosy, ze novonoinareo tamin'ny fagnantognana an'Azy teo amin'ny kakazo.\v 31 Andriamanitra nanandratra an'Azy teo amin'ny tagnana an-kavanana mba ho Tompo sy Mpamonjy, mba hagnome fibebana ho an'Israely, sy famelan-keloka. \v 32 Zahay de vavolombelona ny amin'zany ra zany, ary kô ny Fanahy Masina, ze namen'Andriamanitra ho an'ireo magneky an'Azy."

1
05/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Raha nareigny zany reo tao amin'ny fitsarana de sosy zareo ary nitady hamono reo apostoly. \v 34 Fa nisy Fariseo raika atao hoe: Gamaliela, mpampianatra lalàna, ze najain'ny ôla daôly, nitsangana ary nagnome baiko mba havôka kely aigny avelagny reo apostoly.

1
05/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Ary izy niteny tam-jareo hoe: "Leila Israely, tamdremo tsara ny amin'ny ra ze atanonareo miaraka am'reo ôla reo. \v 36 Fa taigny alôha taigny. Teodasy nilaza ny tegnany ho ra, ary vondron'ôla, tokony ho efa-jato, nagnaraka an'azy. Novonoina izy, ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka ary tonga tsinontinona.\v 37 Avy teo io leila io, Jodasy avy aigny Galilia de nitsangana tamin'ny andron'ny fagnisana ary nitôna ôla betsaka hagnaraka an'azy. Izy ihay kô de novonona ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka.

1
05/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Ary am'zao de lazaiko aminareo, magnalavira an'reo leila reo ary avelao zareo fa raha avy amin'ôla io drafitra na io asa io, de ho fôgna zany. \v 39 Fa raha avy amin'Andriamanitra kosa, de tsy ho azonareo foagnana zany ary ho avy aminareo fa miady amin'Andriamanitra nareo." De resy lahatra zareo.

1
05/40.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 40 Ary nagnantso an'reo apostoly hiditra zareo ary nikaroka ny nandidy an'azy reo tsy hiteny amin'ny agnaran'i Jesosy, ary namela an'azy reo hande. \v 41 Izy reo de nandao ny fitsarana ampifaliana satria mendrika hitondra fafam-baraka ho an'le agnarana. \v 42 Tafaran'zay zareo, de tsy nijanona nampiantra sy nitory an'i Jesosy Kristy isan'andro, teo ankianjan'ny tempoly sy tamin'ny toka-tragno maro.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Asan'ny Apostoly 5

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ny mpisoronabe nitare hoe: "Marina ma zany daôly zany?" \v 2 Stefana nitare hoe: "Ry rahalà sy ry ray, henoy za: 'Ny Andriamanitrin'ny voninahitra nibôgna tamin'ny raintsika Abrahama tam'izy taigny Mesopotamia, talôn'ny nipetrany takao Harana; \v 3 nitare taminazy Izy hoe: "Melà eo amin'ny taninao enao sy reo havanao, ary mandana aigny am'le tany ze abôgnako an'nao."

1
07/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Avy teo niala an'le tanin'ny Kaldeana izy ary nipetra taigny Harana; nanomboka teo, tafaran'ny nafatesan'ny rainy, nentin'Andriamanitra taigny am'io tany io izy, ze hipetrahanao zao. \v 5 Tsy nameny ho lova takeo izy, tsia, tsy ampy hametrana tongotra avy. Fa nagnome toky izy na de mbola tsy nanan-janaka aza i Abrahama fa izy de hagnome ny tany ho an'azy ho fanagnany sy ho an'reo taranagny aigny afara.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Andriamanitra de nikoragna taminazy salan'zao, fa reo taranany de hipetraka maharitra aigny amin'ny tanin'ny firenen-kafa, ary reo mponina akao de hitondra an'azy reo amin'ny fanandevozana sy fampahorena mandritry ny efa-jato taona. \v 7 Nefa ho tsaraiko ny firenena ze tompon'jareo, ozy Andriamanitra 'ary afaran'zany de hagnantogna sy hidera Anà akeo am'io tôrana io zareo. \v 8 Avy akeo namen'Andriamanitra an'i Abrahama ny fanekena amin'ny famorana, ka i Abrahama de lasa rain'Isaka ary namora an'azy tamin'ny andro fahavolo; Isaka de lasa rain'i Jakoba, ary Jakoba lasa rain'reo patriarika roa ambefolo.

1
07/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Satria reo patriarika de nialona an'i Josefa ka namidin'jareo taigny Egypta izy; fa Andriamanitra de niaraka taminazy \v 10 ary namonjy an'azy tam'reo olagny daôly. I Josefa de nomeny fankasitrana sy fahendrena teo agnatrehan'i Farao, mpanjakan'Egypta, ze nametraka an'azy ho governora manapaka an'Egypta sy ambonin'reo fanagnany daôly.

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Ary de tonga ny silaona an'Egypta sy Kanana, sy fijalena leibe, ary reo razantsika de tsy nahita sakafo. \v 12 Fa rafa nareigny i Jakaba fa nisy vary takao Egypta, nandefa reo razantsika tamin'ny den'jareo vôlôny izy.\v 13 Tamin'ny den'jareo faroa i Josefa nampahafantatra ny tegnany tam'reo rahalany, ary ny fianakavian'i Josefa de lasa fantatr'i Farao.

1
07/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Josefa de naniraka reo rahalany hiteny an'i jakoba rainy mba hoavy aigny Egypta, miaraka am'reo havany daôly, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo ôla raha atambatra. \v 15 No zany Jakoba de nidina takao Egypta, ary maty izy, izy sy reo razantsika. \v 16 Nolajaina ho aigny Sekema izy reo ary nalevina takao am'le fasagna ze novidin'i Abrahama tamin'ny volafotsy tam'reo zanak'i Hamora taigny Sekema.

1
07/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Rafa nagnakeky ny fotônan'le fampagnantenana, le fampagnantenana ze nataon'Andriamanitra tam'i Abrahama, de nihabetsaka sy nitombo ny ôla takao Egypta,\v 18 mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa takao Egypta, mpanjaka ze tsy nafantatra ny momba an'i Josefa. \v 19 Io mpanjaka io ihany no namitaka ny vahôkantsika sy nampahory reo razantsika, zareo de nanery ny razantsika handao reo zanagny ambava loza mba tsy ho velona.

1
07/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Tam-zany fotôgna zany i Mosesy no teraka; izy de tsara takeo agnatrehan'Andriamanitra ary notazaina telo volana takao an-dragnon'ny Rainy. \v 21 Rafa navôka teigny abelagny izy, de ny zanaka vavin'i Farao no nanangana sy nitaiza an'azy salan'ny zanagny là.

1
07/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 I Mosesy de nampenarina reo fahendrena daôly nanagnan'ny Egyptiana, ary izy de nahery tamin'ny teniny sy ny asany. \v 23 Ka rafa ho efapolo taona izy, tonga takao am-pony ny hitsidika reo rahalany, zanak'Israely.\v 24 Nahita israelita raika ze nampahoriana ka niaro an'azy i Mosesy sady namaly an'le ze nampahory an'azy tamin'ny famonona le Egyptianina: \v 25 Nihevitra izy fa ho azon'reo rahalany fa tamin'ny alalan'ny tagnany Andriamanitra no nagnavotra an'azy reo, nefa de tsy azon'jareo izany.

1
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ny andro manaraka de tonga takao am'reo Israelita sasagny izy raha zareo nifamaly; nanadrana ny nampitony ny tsiraikaraika avy izy, niteny hoe: "Ry leilà, anareo de mpirahalà, magnino anareo no mifandratra?" \v 27 Fa ny raika ze nagnano tsy nety tamin'ny namany nandrisika an'azy, ary niteny hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? \v 28 Tenao ma ny hamono anà, salan'ny namonoanao reo Egyptianina omaly?"

1
07/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Nilefa i Mosesy rafa nareigny zany; lasa mpiavy izy takao amin'ny tanin'ny Midiana, ze niterahany ny zanagny roa lahy. \v 30 Rafa dila ny efapolo taona, nisy anjely raika nibôgna taminazy taigny agn'efitra taigny amin'ny tanetin'ny Sinay, takeo amin'ny lelafon'le voaroy niretra.

1
07/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Rafa tazagn'i Mosesy le afo, magnana izy tam'le fahitana; ary rafa nagnantogna izy ka nijery an'je izy, indro avy aigny nisy feon'ny Tompo niteny hoe: \v 32 "Za no Andriamanitr'reo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba." Nangitakitaka i Mosesy ary tsy nasà nijery.

1
07/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ny Tompo niteny taminazy hoe: "Alao ny kapa am'tongotrao, fa io tôrana ze hitsangananao io de tany masina. \v 34 Efa hitako tokôtrany ny fijalen'ny vahôkako ze akao Egypta, hegniko ny fitaraignan'jareo, ary efa nidingna nagnavotra an'azy reo Za; ka am-zao, alefako ho aigny Egypta enao."

1
07/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Io le Mosesy ze nolavin'jareo, rafa niteny izy reo hoe: "Iza no nanendry an'nao ho mpanapaka sy ho mpitsara?" Izy le tokana ze nalefan'Andriamanitra sady ho mpanapaka no mpagnavotra. Andriamanitra nandefa an'azy tamin'ny alalan'le anjely ze nibôgna tam'i Mosesy teo am'vôroy. \v 36 Nitarika an'jareo hiala tao Egypta i Mosesy, rafa avy nagnano fagagana sy famantarana tao Egypta sy taigny am'ranomasina mena, ary taigny an'efitrra nandritry ny efapolo taona. \v 37 Io iany le Mosesy ze niteny tam'vahôkan'Israely hoe: "Andriamanitra de hanangana mpaminagny ho an'nareo aketo am'rahalanareo, mpaminagny sala anà."

1
07/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Izy le leilà ze tao am-pengonana tao an'efitra niaraka tam'le anjely ze niteny taminazy taigny am'tanetin'i Sinay. Izy le leilà niaraka tam'reo razantsika; izy le leilà ze nandramby ny teny velona zaraina ho an'ntsika. \v 39 Izy le leila ze tsy nakatoavin'reo razantsika; natosik'izy reo lavita an'jareo, ary aigny ampon'jareo de niverigna taigny Egypta izy reo. \v 40 Tam'io fotôgna io niteny tam'i Arona izy reo hoe: "Hagnanôvo Andriamanitra zahay hitarika an'nay, ôtran'i Mosesy, ze nitarika antsika hivôka an'ny Egypta, tsy fantatsika ze nitranga taminy?"

1
07/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Ary nagnano aomby là kely izy reo tam-zany andro zany ary nitondra fagnatitra takeo am'le sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tagnany zareo. \v 42 Nitodika Andriamanitra ary namela an'jareo mba ho fiderana reo kintana aigny an-dagnitra, araka ny vôsoratra takao amin'ny bokin'ny mpaminagny: "Anareo ma nanolotra anà biby maty sy fagnatitra nandritrin'ny efapolo taona takao an'efitra, tranon'ny Israely?

1
07/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Nekenareo ny taberanakelin'i Mosesy se ny kintan'andriamanitra Refana, sy reo sary ze ataonareo hiderana an'azy, ary za hitondra an'nareo aigny ankotran'Babylona."

1
07/44.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 44 Reo razantsika de nanana tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona takao an'efitra, araka ny baikon'Andriamanitra rafa niteny tam'i Mosesy Izy, ze tokony natôgny nitovy tam'le fomba efa hitany. \v 45 Io le tranolay ze nalain'reo razantsika, ary nindesiny takao am'le tany niaraka tam'i Josoa, takeo agnatrehan'reo razantsika, reo fagnan'ny firenena ze nandroasan'Andriamanitra ny tany ze noraisin'jareo ho fagnanan'jareo manôkana, le tranolay de nijanona takao am'le tany nandrity ny andron'i Davida, \v 46 ary izy nahazo fankasitrahana tao amin'ny fahitan'Andriamanitra ary nagnotany raha hahita tôrana hipetrahana ho an'Andriamanitr'i Jakoba.

1
07/47.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 47 Fa i Salomona no nanambôtra ny trano ho an'Andriamanitra. \v 48 Na zany aza, ny Avo indrindra de tsy nipetraka takao am'trano vita tamin'ny tanana, araka ny vôlazan'ny mpaminagny hoe: \v 49 "Ny lagnita no seza fendrianako, ary ny tany no fitôran-tongotro. Tragno sala ino no afaka haboarinao ho anà? ozy ny Tompo, na tôrana ôtran'ny ino no hitsaharako? \v 50 Tsy tagnako ma no nagnano reo ra daôly reo?

1
07/51.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 51 Reo ôla mafy hatoka sy tsy vôfora akao am-po sy sofigna, anareo de manohitra fôgna ny Fanahy Masina; anareo de magnano salan'ze nataon'ny razanareo. \v 52 Iza tam'reo razanareo no tsy nanenjika mpaminagny? Novonoin'jareo ny mpaminagny ze nibôgna talohan'ny fevin'le Fahamarinana, ary am-zao nareo de lasa mpamadika sy mpamono an'azy kô, \v 53 anareo vahôka ze nandray ny lalàna ze napetrak'reo anjely, kanefa tsy notazominareo zany."

1
07/54.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 54 Ary rafa nareigny reo ra reo ny mpikambana akao amin'ny filan-kevita, votona ny fon'jareo, ary nihidy vazagna zareo tam'Stefana. \v 55 Fa izy feno Fanahy Masina, nijery tsara ny lagnitra ary nahita ny voninahitr'Andriamanitra, ary nahita an'i Jesosy nitsagana tao ankavanan'Andriamanitra. \v 56 Stefana niteny hoe: "Tazano, itako misokatra reo lagnitra, ary ny zanak'ôla mitsangana akeo ankavanan'Andriamanitra."

1
07/57.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 57 Takeo am-zany de notapenan'reo mpikambana akao am'filan-kevitra ny sofin'jareo, ary nikika niaraka tam'feo ambony, nihazakazaka izy reo nakeigny aminy.\v 58 Notaritin'jareo ambelagn'tanàna izy ary nanomboka nitora-bato an'azy izy reo, ary reo vavolombelona de nametraka ny akanjony teo am'tongotr'le zaza là nantsovina hoe Saoly.

1
07/59.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 59 Raha nitora-bato an'i Stefana iny izy reo, niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe: "Tompo Jesosy, raiso ny fagnahiko."\v 60 Nendohalika izy ary niantso tam'feo mahery hoe: "Tompo, aza tazomina zao ota zao hanoherana an'azy reo." Rafa niteny zany izy de rendriky ny toromaso.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Nagneky ny fahafatesany i Saoly. Ka nanomboka ny fagnenjena tamin'io andro io ze hanoherana ny fiangonana takao Jerosalema; ary reo mpino de niparitaka nagnerana reo faritry Jodia sy Samaria, ankôtr'ireo apostoly. \v 2 Reo leila matatra an'Andriamanitra de nandevigna an'i Stefana ary nagnano hira fisaonana an'azy. \v 3 Fa Saoly de nandratra tanteraka ny fiangonana, nitety tragno izy ary naka reo leila sy reo vevavy, ary nandefa an'azy taigny an-tragno maizigna.

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. \v 5 Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. \v 7 Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. \v 8 Noho zany de nisy fifalena leibe takao am'le tanàna-deibe.

1
08/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Fa nisy leila raika nantsovina hoe: Simona tao amin'ny tanàn-deibe, ze vao avy nilalao aodiny; tegna nampitolagaga reo mponin'i Samaria izy, rafa nagnambara izy fa ôla manan-danja. \v 10 Ireo Samaritana daôly, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny leibe indrindra, de nareigny tsara an'azy ary ozy zareo hoe: "Io leila io no le fahefan'Andriamanitra ze antsovina hoe: Leibe." \v 11 Zareo de nitaino an'azy, satria izy de nampitolagaga an'azy reo nandrity ny fotôna ela tamin'reo aodiny.

1
08/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. \v 13 Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. \v 15 Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. \v 16 Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. \v 17 Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo.

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. \v 19 Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina."

1
08/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny volafotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra.\v 21 Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra.\v 22 Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. \v 23 Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao?

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Simona namaly ka niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho anà, mba tsy hitranga aminà reo ze nolazainao."

1
08/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Raf nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taigny Jerosalema i Petera sy Jaona, nitory ny filazantsara tamin'reo tanàna maro takao Samaria.

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ary nisy anjelin'ny Tompo nikôragna tamin'i Filipo sady nitare hoe: 'Mitsangàna ary mandeana magnatsimo amin'ny lalana midigna avy aigny Jerosalema mankaigny Gaza." (Io lalana io de aigny agnefitra.) \v 27 De nitsangana izy rary nande. Ndreo, fa nisy leila avy aigny Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjakavavan'reo Etiopiana. Izy no nitantana ny harenany daôly. Tonga taigny Jerosalema izy mba hidera. \v 28 Ary nody izy ka nipetraka takeo amin'ny Kalesany, ary namaky ny bokin'Isaia mpaminagny.

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Ary le fagna nitare tam'i Filipo hoe: Mandeana magnakeky io Kalesy io." \v 30 Ka de niazakazaka nagnantonga an'azy izy, ary nareigny an'azy namaky ny teny takao amin'i Isaia mpaminagny, ary nitare hoe: "Azonao ma io vakinao io?" \v 31 Nitare le Etopiana nagnao hoe: "Manakory no hahafantarako, raha tsisy ôla magnatoro anà?" Nengavy an'i Filipo izy mba hagnatogna ny Kalesa ary hiantotra hiaraka amin'azy.

1
08/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Ary ny andalan-tsoratra masina ze novakin'le Etiopiana de nagnano hoe: Nentina novonoina ôtran'ny ondry izy, ary ôtran'ny zanak'ondry izy. \v 33 Fa tamin'ny fangalam-baraka an'azy de nalana tamin'azy ny rariny. Iza no afaka hamaritra tanteraka reo taranagny?

1
08/34.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 34 Noho zany de nagnotany an'i le tandapa i Filipo, nagnano hoe: "Mitalaho aminao za, iza no koragnin'io mpaminagny io, ny tegnany ma se olon-kafa? \v 35 Nanomboka nitare i Filipo, ary nanomboka tam'zany soratra masina izany de nitoriany ny filazantsar momba an'i Jesosy tamin'azy.

1
08/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Rafa nande taigny an-dalana zareo, de nagnatogna taigny am'ze nisy rano zareoary ozy le tandapa hoe: Iry misy rano. Ino no mahasakana anà tsy atao batisa?" \v 37 (Fagnamarihana: Ozy Filipo hoe: "Raha mino amin'ny fonao manontolo anao, de azo atao batisa." Le Etiopiana namaly hoe: "Za mino fa Jesosy Kristy no Zanak'Andriamanitra.") \v 38 Ka nasain'i le Etiopiana najanona le kalesa. Nidigna nankaigny amin'ny rano zareo, de Filipo sy le tantapa, ary le nataon'i Filipo batisa izy.

1
08/39.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 39 Rafa nivôka ny rano izy reo, de nentin'ny Fagnahin'ny Tompo i Filipo, ka de tsy hitan'i le Tandapa izy, fa nande tami-pifalena taigny amin'ny lalany. \v 40 Fa Filipo de nibôgna taigny Azoto ary nitety io faritra io izy, ka nitory ny filazantsara eraky ny tanan-deibe mandrapahatongany taigny Kaisaria.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 8

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ary nisy leila raika tao an-tananan'ny Kaisaria, atao hoe Kornelio, kapitenin'reo antoko Maramila Italiana. \v 2 Leila mpivavaka izy ze midera an'Andriamanitra niaraka amin'ny fianakavena daôly: nagnome vola betsaka an'reo ze teo agnatin'ny fasahiranana izy, ary nivavaka isan'andro isan'andro tamin'Andriamanitra.

1
10/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" \v 4 Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. \v 5 Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze antsovigna hoe Petera. \v 6 Mipetraka miaraka amin'ny mpandoko hoditra antsovigna hoe Simona izy, ze aigny amoron-dranomasina ny tragnony.

1
10/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy.\v 8 Kornelio nilaza tam-jareo ze ra nitranga daôly ary nandefa an'azy reo taigny Jopa.

1
10/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. \v 10 Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, \v 11 ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. \v 12 Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra.

1
10/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 De nisy feo niteny hoe: "Mitsangana, ry Petera, mamono ary minàna." \v 14 Fa i Petera niteny hoe: "Tsia, Tompoko fa mbola tsy ninana ra ze vôrara sy tsy madio mitsy za." \v 15 De tonga tamin'ny fagnidrôiny ndre le feo hoe: "Ze nodovin'Andriamanitra, de tsy atao hoe fady." \v 16 Nibôgna intelo zany, ar avy teo le fitairizana de niverigna niakatra teo no eo taigny an-dagnitra.

1
10/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ary rafa very hevitra momba ny dikan'le fahitana ze hitany i Petera, de io reo leila ze nalefan'i Kornelio nitsangana nagnolôna ny vavahady avy teo zareo de nagnontany ze lalan-jareo nankao an-dragno. \v 18 De nagnantso zareo ary nagnotany an'i Simona, nantsoina ihany kô hoe Petera, ze nijanona teo.

1
10/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Raha mbola nieritreritra momba an'le fahitana i Petera, de niteny tamin'azy ny Fagna hoe: "Io leila telo mivavaka an'nao. (Fagnamarihana: Ny amin'ny dikan-teny talô de hoe: "Leila rôy no mikaraka an'nao" na misy leila sasagny mikaraka an'nao.) \v 20 Mitsangana ary midigna ka miarà amin-jareo. Aza misalasala miaraka amin-jareo, satria za no nandefa an'azy reo. \v 21 Ary Petera nidigna taigny am'reo leila reo ka niteny hoe:" Za le karanareo. Ino ny antony natongavanareo?"

1
10/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Ozy zareo hoe: "Ny kapiteny antsovina hoe: Kornelio, leila marina ary ôla ze midera an'Andriamanitra, ary tsara laza amin'ny firenen'ny Jiosy daôly, ze nolazain'ny anjely masin'Andriamanitra mba hampiakatra an'nao ho aigny an-dragnony, no zany de afaka mitaino ny hafatra aminao izy. \v 23 De nagnasa an'azy reo hiditra sy hijanona hiaraka amin'azy Petera. Ny amaraigna ampôlakekan'igny de nitsangana izy ka niaraka tam-jareo, ary ny sasagny tam'reo rahala avy aigny Jopa de nagnaraka an'azy.

1
10/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ny andro magnaraka de nanakao Kaisaria zareo. Kornelio de nandigny an'azy reo, nantsoviny niaraka ny havany sy ny namany ankeky.

1
10/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ary tam'zany rafa niditra Petera, nifankahita tamin'azy i Kornelio ary niankotra teo an-tongony mba hidera an'azy. \v 26 Fa Petera nagnampy an'azy niteny hoe: "Mitsangana! Za de ôla ihany kô.

1
10/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Raha mbola niresaka niaraka tamin'azy Petera, de niditra izy ary natazagna ôla marobe nitangorogna. \v 28 Ozy izy tam-jareo hoe: "Ny tegnanareo mafantatra fa tsy ara-dalana ho an'ny Jiosy ny miar-miasa na mitsidika ôla avy amin'ny firenena hafa. Fa Andriamanitra nampisiho taminà fa tsy tokony hagnantso ôla hoe: fady na tsy madio. \v 29 Zany no antony natongavako tsisy sakasakana, rafa nasainy za. Ka magnotany an'nareo za hoe nagnino anareo no nagnasa anà nakaty."

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More