auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:43:49 +03:00 committed by root
parent 36f394fa6a
commit a57dbc014c
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho zany, ry Agripa mpanjaka, nankatoa ny fahitana avy taigny an-dagnitra za; fa, ny an'reo ze taigny Damaskosy alô, ary avekeo taigny Jerosalema, ary naneragna ny tanin'ny Jodia daôly, ary kô tam'reo Jentilisa, nagnome an-jareo ny hafatra za fa tokony hibebaka sy hitodika ami
Noho zany, ry Agripa mpanjaka, nankatoa ny fahitana avy taigny an-dagnitra za; fa, ny an'reo ze taigny Damaskosy alô, ary avekeo taigny Jerosalema, ary naneragna ny tanin'ny Jodia daôly, ary kô tam'reo Jentilisa, nagnome an-jareo ny hafatra za fa tokony hibebaka sy hitodika amin'Andriamanitra zareo, hagnano ny asa mendrika ny fibebahana. Noho zany antony zany no nisamborn'reo Jiosy anà takao an-tempoly sy niezaka hamono anà.

1
26/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nagnampy anà hatram'zao Andriamanitra, noho zany de mitsangana za ary mijoro vavolom