auto save
This commit is contained in:
parent
baee671e4b
commit
a574169bf3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nandritran'zany fotôna zany iany, de nagnentana izy fa hagnome vola an'azy i Paoly, hono zany de nandefa
|
||||
Nandritran'zany fotôna zany iany, de nagnentagna izy fa hagnome vola an'azy i Paoly, hono zany de nandefa ho an'azy matetika izy ary nikoragna tamin'azy. Fa rafa afaka roa taona, de lasana governora nandimby an'i Feliksa i Porsio Festosy, saingy Feliksa te hahazo sitraka tam'reo Jiosy, de navelany ho hambesana fôgna i Paoly.
|
Loading…
Reference in New Issue