From a3e1f78f6109e4d0fa378cc24b5c992bbfce420f Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 07/44.txt | 2 +- 07/47.txt | 2 +- 07/51.txt | 2 +- 07/54.txt | 2 +- 07/57.txt | 2 +- 07/59.txt | 2 +- 08/01.txt | 2 +- 08/04.txt | 2 +- 08/06.txt | 2 +- 08/09.txt | 2 +- 08/12.txt | 2 +- 08/14.txt | 2 +- 08/18.txt | 2 +- 13 files changed, 13 insertions(+), 13 deletions(-) diff --git a/07/44.txt b/07/44.txt index d9f4de3..ff09b8f 100644 --- a/07/44.txt +++ b/07/44.txt @@ -1 +1 @@ -\v 44 \v 45 \v 46 Reo razantsika de nanana tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona takao an'efitra, araka ny baikon'Andriamanitra rafa niteny tam'i Mosesy Izy, ze tokony natôgny nitovy tam'le fomba efa hitany. Io le tranolay ze nalain'reo razantsika, ary nindesiny takao am'le tany niaraka tam'i Josoa, takeo agnatrehan'reo razantsika, reo fagnan'ny firenena ze nandroasan'Andriamanitra ny tany ze noraisin'jareo ho fagnanan'jareo manôkana, le tranolay de nijanona takao am'le tany nandrity ny andron'i Davida, ary izy nahazo fankasitrahana tao amin'ny fahitan'Andriamanitra ary nagnotany raha hahita tôrana hipetrahana ho an'Andriamanitr'i Jakoba. \ No newline at end of file +\v 44 Reo razantsika de nanana tabernakelin'ny fijoroana vavolombelona takao an'efitra, araka ny baikon'Andriamanitra rafa niteny tam'i Mosesy Izy, ze tokony natôgny nitovy tam'le fomba efa hitany. \v 45 Io le tranolay ze nalain'reo razantsika, ary nindesiny takao am'le tany niaraka tam'i Josoa, takeo agnatrehan'reo razantsika, reo fagnan'ny firenena ze nandroasan'Andriamanitra ny tany ze noraisin'jareo ho fagnanan'jareo manôkana, le tranolay de nijanona takao am'le tany nandrity ny andron'i Davida, \v 46 ary izy nahazo fankasitrahana tao amin'ny fahitan'Andriamanitra ary nagnotany raha hahita tôrana hipetrahana ho an'Andriamanitr'i Jakoba. \ No newline at end of file diff --git a/07/47.txt b/07/47.txt index 905f629..766a3b2 100644 --- a/07/47.txt +++ b/07/47.txt @@ -1 +1 @@ -\v 47 \v 48 \v 49 \v 50 Fa i Salomona no nanambôtra ny trano ho an'Andriamanitra. Na zany aza, ny Avo indrindra de tsy nipetraka takao am'trano vita tamin'ny tanana, araka ny vôlazan'ny mpaminagny hoe: "Ny lagnita no seza fendrianako, ary ny tany no fitôran-tongotro. Tragno sala ino no afaka haboarinao ho anà? ozy ny Tompo, na tôrana ôtran'ny ino no hitsaharako? Tsy tagnako ma no nagnano reo ra daôly reo? \ No newline at end of file +\v 47 Fa i Salomona no nanambôtra ny trano ho an'Andriamanitra. \v 48 Na zany aza, ny Avo indrindra de tsy nipetraka takao am'trano vita tamin'ny tanana, araka ny vôlazan'ny mpaminagny hoe: \v 49 "Ny lagnita no seza fendrianako, ary ny tany no fitôran-tongotro. Tragno sala ino no afaka haboarinao ho anà? ozy ny Tompo, na tôrana ôtran'ny ino no hitsaharako? \v 50 Tsy tagnako ma no nagnano reo ra daôly reo? \ No newline at end of file diff --git a/07/51.txt b/07/51.txt index a6ebaf0..63a55f6 100644 --- a/07/51.txt +++ b/07/51.txt @@ -1 +1 @@ -\v 51 \v 52 \v 53 Reo ôla mafy hatoka sy tsy vôfora akao am-po sy sofigna, anareo de manohitra fôgna ny Fanahy Masina; anareo de magnano salan'ze nataon'ny razanareo. Iza tam'reo razanareo no tsy nanenjika mpaminagny? Novonoin'jareo ny mpaminagny ze nibôgna talohan'ny fevin'le Fahamarinana, ary am-zao nareo de lasa mpamadika sy mpamono an'azy kô, anareo vahôka ze nandray ny lalàna ze napetrak'reo anjely, kanefa tsy notazominareo zany." \ No newline at end of file +\v 51 Reo ôla mafy hatoka sy tsy vôfora akao am-po sy sofigna, anareo de manohitra fôgna ny Fanahy Masina; anareo de magnano salan'ze nataon'ny razanareo. \v 52 Iza tam'reo razanareo no tsy nanenjika mpaminagny? Novonoin'jareo ny mpaminagny ze nibôgna talohan'ny fevin'le Fahamarinana, ary am-zao nareo de lasa mpamadika sy mpamono an'azy kô, \v 53 anareo vahôka ze nandray ny lalàna ze napetrak'reo anjely, kanefa tsy notazominareo zany." \ No newline at end of file diff --git a/07/54.txt b/07/54.txt index a90285c..cfe2196 100644 --- a/07/54.txt +++ b/07/54.txt @@ -1 +1 @@ -\v 54 \v 55 \v 56 Ary rafa nareigny reo ra reo ny mpikambana akao amin'ny filan-kevita, votona ny fon'jareo, ary nihidy vazagna zareo tam'Stefana. Fa izy feno Fanahy Masina, nijery tsara ny lagnitra ary nahita ny voninahitr'Andriamanitra, ary nahita an'i Jesosy nitsagana tao ankavanan'Andriamanitra. Stefana niteny hoe: "Tazano, itako misokatra reo lagnitra, ary ny zanak'ôla mitsangana akeo ankavanan'Andriamanitra." \ No newline at end of file +\v 54 Ary rafa nareigny reo ra reo ny mpikambana akao amin'ny filan-kevita, votona ny fon'jareo, ary nihidy vazagna zareo tam'Stefana. \v 55 Fa izy feno Fanahy Masina, nijery tsara ny lagnitra ary nahita ny voninahitr'Andriamanitra, ary nahita an'i Jesosy nitsagana tao ankavanan'Andriamanitra. \v 56 Stefana niteny hoe: "Tazano, itako misokatra reo lagnitra, ary ny zanak'ôla mitsangana akeo ankavanan'Andriamanitra." \ No newline at end of file diff --git a/07/57.txt b/07/57.txt index f401079..e4c19d9 100644 --- a/07/57.txt +++ b/07/57.txt @@ -1 +1 @@ -\v 57 \v 58 Takeo am-zany de notapenan'reo mpikambana akao am'filan-kevitra ny sofin'jareo, ary nikika niaraka tam'feo ambony, nihazakazaka izy reo nakeigny aminy. Notaritin'jareo ambelagn'tanàna izy ary nanomboka nitora-bato an'azy izy reo, ary reo vavolombelona de nametraka ny akanjony teo am'tongotr'le zaza là nantsovina hoe Saoly. \ No newline at end of file +\v 57 Takeo am-zany de notapenan'reo mpikambana akao am'filan-kevitra ny sofin'jareo, ary nikika niaraka tam'feo ambony, nihazakazaka izy reo nakeigny aminy.\v 58 Notaritin'jareo ambelagn'tanàna izy ary nanomboka nitora-bato an'azy izy reo, ary reo vavolombelona de nametraka ny akanjony teo am'tongotr'le zaza là nantsovina hoe Saoly. \ No newline at end of file diff --git a/07/59.txt b/07/59.txt index 1c16b0c..2c73a2c 100644 --- a/07/59.txt +++ b/07/59.txt @@ -1 +1 @@ -\v 59 \v 60 Raha nitora-bato an'i Stefana iny izy reo, niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe: "Tompo Jesosy, raiso ny fagnahiko." Nendohalika izy ary niantso tam'feo mahery hoe: "Tompo, aza tazomina zao ota zao hanoherana an'azy reo." Rafa niteny zany izy de rendriky ny toromaso. \ No newline at end of file +\v 59 Raha nitora-bato an'i Stefana iny izy reo, niantso mafy ny Tompo izy ary niteny hoe: "Tompo Jesosy, raiso ny fagnahiko."\v 60 Nendohalika izy ary niantso tam'feo mahery hoe: "Tompo, aza tazomina zao ota zao hanoherana an'azy reo." Rafa niteny zany izy de rendriky ny toromaso. \ No newline at end of file diff --git a/08/01.txt b/08/01.txt index 9fbb6a2..ff485e8 100644 --- a/08/01.txt +++ b/08/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 \v 3 Nagneky ny fahafatesany i Saoly. Ka nanomboka ny fagnenjena tamin'io andro io ze hanoherana ny fiangonana takao Jerosalema; ary reo mpino de niparitaka nagnerana reo faritry Jodia sy Samaria, ankôtr'ireo apostoly. Reo leila matatra an'Andriamanitra de nandevigna an'i Stefana ary nagnano hira fisaonana an'azy. Fa Saoly de nandratra tanteraka ny fiangonana, nitety tragno izy ary naka reo leila sy reo vevavy, ary nandefa an'azy taigny an-tragno maizigna. \ No newline at end of file +\v 1 Nagneky ny fahafatesany i Saoly. Ka nanomboka ny fagnenjena tamin'io andro io ze hanoherana ny fiangonana takao Jerosalema; ary reo mpino de niparitaka nagnerana reo faritry Jodia sy Samaria, ankôtr'ireo apostoly. \v 2 Reo leila matatra an'Andriamanitra de nandevigna an'i Stefana ary nagnano hira fisaonana an'azy. \v 3 Fa Saoly de nandratra tanteraka ny fiangonana, nitety tragno izy ary naka reo leila sy reo vevavy, ary nandefa an'azy taigny an-tragno maizigna. \ No newline at end of file diff --git a/08/04.txt b/08/04.txt index 846d5d3..0cfd85b 100644 --- a/08/04.txt +++ b/08/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 4 Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. \v 5 Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/08/06.txt b/08/06.txt index e1ba9ad..1cdcfb2 100644 --- a/08/06.txt +++ b/08/06.txt @@ -1 +1 @@ -\v 6 \v 7 \v 8 Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. Noho zany de nisy fifalena leibe takao am'le tanàna-deibe. \ No newline at end of file +\v 6 Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. \v 7 Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. \v 8 Noho zany de nisy fifalena leibe takao am'le tanàna-deibe. \ No newline at end of file diff --git a/08/09.txt b/08/09.txt index 2bc55c3..a504273 100644 --- a/08/09.txt +++ b/08/09.txt @@ -1 +1 @@ -Fa nisy leila raika nantsovina hoe: Simona tao amin'ny tanàn-deibe, ze vao avy nilalao aodiny; tegna nampitolagaga reo mponin'i Samaria izy, rafa nagnambara izy fa ôla manan-danja. Ireo Samaritana daôly, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny leibe indrindra, de nareigny tsara an'azy ary ozy zareo hoe: "Io leila io no le fahefan'Andriamanitra ze antsovina hoe: Leibe." Zareo de nitaino an'azy, satria izy de nampitolagaga an'azy reo nandrity ny fotôna ela tamin'reo aodiny. \ No newline at end of file +\v 9 Fa nisy leila raika nantsovina hoe: Simona tao amin'ny tanàn-deibe, ze vao avy nilalao aodiny; tegna nampitolagaga reo mponin'i Samaria izy, rafa nagnambara izy fa ôla manan-danja. \v 10 Ireo Samaritana daôly, manomboka amin'ny kely indrindra ka hatramin'ny leibe indrindra, de nareigny tsara an'azy ary ozy zareo hoe: "Io leila io no le fahefan'Andriamanitra ze antsovina hoe: Leibe." \v 11 Zareo de nitaino an'azy, satria izy de nampitolagaga an'azy reo nandrity ny fotôna ela tamin'reo aodiny. \ No newline at end of file diff --git a/08/12.txt b/08/12.txt index d73a198..392e791 100644 --- a/08/12.txt +++ b/08/12.txt @@ -1 +1 @@ -Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga. \ No newline at end of file +\v 12 \v 13 Fa rafa nino an'i Filipo zareo noho izy nitory ny filazantsara momba ny fanjakan'Andriamanitra sy ny agnaran'i Jesosy Kristy, de natao batisa zareo na reo leila na reo vevavy. Na i Simona aza de mba nino, ary tafaran'ny nagnanôvana batisa an'azy de nijanona niaraka tamin'i Filipo fôgna izy. Rafa natazagna reo famantarana sy asa leibe niseho izy de gaga. \ No newline at end of file diff --git a/08/14.txt b/08/14.txt index 39084ac..1c4d7d2 100644 --- a/08/14.txt +++ b/08/14.txt @@ -1 +1 @@ -Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo. \ No newline at end of file +\v 14 \v 15 \v 16 \v 17 Ary rafa reignin'ny Apostoly tao Jerosalema fa nandray ny tenin'Andriamanitra Samaria, de nalefan-jareo taigny amin-jareo i Petera sy Jaona. Rafa nidigna zareo de nivavaka ho an'azy reo, mba handraisan-jareo ny Fanahy Masina. Fa nandrapatongan'zany fotôna zany, de mbola tsisy nilatsahan'ny Fanahy Masina miitsy zareo, fa efa vita batisa tamin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy. Avy teo, Petera sy Jaona de nametrakany tagnany teo amin-jareo ary de nandray ny Fanahy Masina zareo. \ No newline at end of file diff --git a/08/18.txt b/08/18.txt index ca833bb..fe96a5c 100644 --- a/08/18.txt +++ b/08/18.txt @@ -1 +1 @@ -Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina." \ No newline at end of file +\v 18 \v 19 Ary tazagn'i simona fa ny Fanahy Masina de noraisina takeo antagnan'ny apostoly tamin'ny alalan'ny fametran-tagnana, de nameny vola zareo. Ozy izy hoe: "Ameo anà ihany kô zao fahefana zao, ka am'zay ze daôly ametrahako tagnana de mba handray ny Fanahy Masina." \ No newline at end of file