auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:19 +03:00 committed by root
parent ea6e761b8a
commit a370e48b1d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Niditra takao amin'ny sinagoga i Paoly ary nikoragna am-pasahiana nandritry ny telo volana, nandresy lahatra sy nampanaiky an-jareo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra. Fa rafa mafy fo sy tsy nankatoa reo Jiosy sasagny, de nagnomboka
Niditra takao amin'ny sinagoga i Paoly ary nikoragna am-pasahiana nandritry ny telo volana, nandresy lahatra sy nampanaiky an-jareo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra. Fa rafa mafy fo sy tsy nankatoa reo Jiosy sasagny, de nagnomboka niteny ratsy ny Lalàna takeo agnolôn'ny vahôka zareo. Ka nilaozan'i Paoly zareo ary nentiny reo mpianatra, nandresy lahatra an-jareo isan'andro takao amin'ny efitragno fampianaran'i Tiraniana. Nitohy nandritry ny roa taona zany, ka ze daôly nipetraka takao Asia de naregny ny tenin'ny Tompo, ary reo Jiosy sy reo Grika.

1
19/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Andriamanit