auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-28 15:36:05 +08:00 committed by root
parent a2cc21e142
commit 9ff294321b
3 changed files with 3 additions and 3 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 \v 6 Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" \v 4 Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. \v 5 Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze antsovigna hoe Petera. Mipetraka miaraka amin'ny mpandoko hoditra antsovigna hoe Simona izy, aigny amoron-dranomasina ny tragnony.
\v 3 Tokony tamin'ny ora faha sivy ampôlakeka teo, no nahita fahitana tamin'ny fahian'ny anjelin'Andriamanitra nagnatogna an'azy izy. Le anjely niteny tamin'azy hoe: "Ry Kornelio!" \v 4 Kornelio nitodika tam'le anjely ary tegna reki-tatra ka niteny hoe: "Fa ino ty tompoko?" le anjely niteny tam'azy hoe: Ny vavakao sy ny fagnomezanao ho an'ny mahantra de tafakatra ho fagnati-patserovana akeo agnatrehan'Andraiamanitra. \v 5 Ary magnirà leila hankaigny amin'ny tananan'ny Jopa mba hiaka an'le leila raika atao hoe: Simona izy, ze antsovigna hoe Petera. \v 6 Mipetraka miaraka amin'ny mpandoko hoditra antsovigna hoe Simona izy, ze aigny amoron-dranomasina ny tragnony.

View File

@ -1 +1 @@
\v 7 \v 8 Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy. Kornelio nilaza tam-jareo ze ra nitranga daôly ary nandefa an'azy reo taigny Jopa.
\v 7 Rafa lasana le anjely ze nirasaka tam'azy, de nagnantso ny rôy tamin'ny mpanompony tao an-dragno i Kornelio, ary miaramila mpivavaka raika tam'reo ze nanompo an'azy.\v 8 Kornelio nilaza tam-jareo ze ra nitranga daôly ary nandefa an'azy reo taigny Jopa.

View File

@ -1 +1 @@
\v 9 \v 10 \v 11 \v 12 Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra.
\v 9 \v 11 \v 12 Ary ny amaraigna tokony tamin'ny ora faha enina teo, raha mbola taigny an-dalana zareo ka nagnatogna ny tanàna, de niakatra taigny ambony tafontragno i Petera mba hivavaka. \v 10 Nanomboka nôna izy avy teo ka nikarakara ra ho anina, kanefa raha mbola teo am-pandraôna ahanina ny ôla de nahita fahitana izy, ary natazagna ny lagnitra nisokatra izy sy fitahirizana raika nidigna, salan'ny lamba be midigna aty an-tany am-pidignina amin'ny zorony efatra. Tao no nisy karazam-biby manantobotra efatra sy ra ze mandady daôly ambony tany, ary ny vorogn'ny lagnitra.