auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-21 07:29:15 +08:00 committed by root
parent 84f586bece
commit 9fb991b61a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ka ny andro magnaraka de tonga tamin-boninatra i Agripa sy Berenika; nankao amin'ny eftragno malalaka be niarka tam'reo miaramila mpifehy sy reo leilaa manankaja teo antanana zareo. Rafa niteny an'le didy Festosy, de nentin'jareo Paoly. Ozy Festosy hoe: "Agripa mpanjaka, sy anareo leila daôly ze miaraka aminay aketo, itanareo ty leila ty; reo
Ka ny andro magnaraka de tonga tamin-boninatra i Agripa sy Berenika; nankao amin'ny eftragno malalaka be niarka tam'reo miaramila mpifehy sy reo leilaa manankaja teo antanana zareo. Rafa niteny an'le didy Festosy, de nentin'jareo Paoly. Ozy Festosy hoe: "Agripa mpanjaka, sy anareo leila daôly ze miaraka aminay aketo, itanareo ty leila ty; reo Jiosy daôly ze nifagnaraka taminà taigny Jerosalema sy teto kô, de nitaraigna taminà zareo fa tsy tokony ho velona mitsy izy.