From 9e719b3af1731a888f96fd15c2a821802f06204a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Mon, 8 Jun 2020 16:42:31 +0300 Subject: [PATCH] Mon Jun 08 2020 16:42:30 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 21/10.txt | 2 +- 21/12.txt | 2 +- 21/15.txt | 2 +- 21/17.txt | 2 +- 21/20.txt | 2 +- 21/22.txt | 2 +- 21/25.txt | 2 +- 21/27.txt | 2 +- manifest.json | 7 +++++++ 9 files changed, 15 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/21/10.txt b/21/10.txt index 4f08a66..1bad38c 100644 --- a/21/10.txt +++ b/21/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Rafa nijagnona takao nandritran'ny andro maromaro zahay, de nisy mpaminagny raika nidigna avy taigny Jodia nantsôvigna hoe Agabo. Nagnatona an'nay ary niaka ny fekibon'i Paoly izy. Tamin'igny no namatorany ny tongony sy ny tagnany ary nitare hoe: "Ozy ny Fanahy Masina, 'de ho ôtran'zao no hamatoran'reo Jiosy aigny Jerosalema ny leila ze tompon'ty fekibo ty, ary hagnolotra an'azy akeo an-tànan'reo Jentilisa." \ No newline at end of file +\v 10 Rafa nijagnona takao nandritran'ny andro maromaro zahay, de nisy mpaminagny raika nidigna avy taigny Jodia nantsôvigna hoe Agabo. \v 11 Nagnatona an'nay ary niaka ny fekibon'i Paoly izy. Tamin'igny no namatorany ny tongony sy ny tagnany ary nitare hoe: "Ozy ny Fanahy Masina, 'de ho ôtran'zao no hamatoran'reo Jiosy aigny Jerosalema ny leila ze tompon'ty fekibo ty, ary hagnolotra an'azy akeo an-tànan'reo Jentilisa." \ No newline at end of file diff --git a/21/12.txt b/21/12.txt index 8d41632..e98684b 100644 --- a/21/12.txt +++ b/21/12.txt @@ -1 +1 @@ -\v 12 \v 13 \v 14 rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy." satria tsy nagniry ny horesen-datra i Paoly, de nijagnona nanandrana zahay ary nitare hoe: "Ôka ho tanteraka ny sitrapon'ny Tompo." \ No newline at end of file +\v 12 rafa naregny an'zany ra zany zahay, de zahay sy reo ôla nipetraka takao amin'io tôrana io de nengavy tamin'i Paoly tsy hiakatra ho aigny Jerosalema. \v 13 Ary namaly i Paoly nagnano hoe: "Ino no ataonareo, mampitomagny sy mindratra ny foko? Za efa vognona, tsy ny hoe hofatorana fôgnany, fa ny ho foaty aigny Jerosalema iany kô amin'ny agnaran'ny Tompo Jesosy." \v 14 Satria tsy nagniry ny horesen-datra i Paoly, de nijagnona nanandrana zahay ary nitare hoe: "Ôka ho tanteraka ny sitrapon'ny Tompo." \ No newline at end of file diff --git a/21/15.txt b/21/15.txt index de35681..85425dd 100644 --- a/21/15.txt +++ b/21/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 Tafaran'reo andro reo, de nitondra ny kitaponay zahay ka niakatra nankaigny Jeroalema. De nisy reo mpianatra sasagny iany kô avy aigny Sezareaa nagnaraka an'nay. Nitondra leila raika niaraka tamin-jareo ze antsovigna hoe Menasona, leila avy aigny Sipra, mpianatra mainty molaly, ze tokony hiaranay mipetraka. \ No newline at end of file +\v 15 Tafaran'reo andro reo, de nitondra ny kitaponay zahay ka niakatra nankaigny Jeroalema. \v 16 De nisy reo mpianatra sasagny iany kô avy aigny Sezareaa nagnaraka an'nay. Nitondra leila raika niaraka tamin-jareo ze antsovigna hoe Menasona, leila avy aigny Sipra, mpianatra mainty molaly, ze tokony hiaranay mipetraka. \ No newline at end of file diff --git a/21/17.txt b/21/17.txt index a56dd77..d7f748b 100644 --- a/21/17.txt +++ b/21/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny. \ No newline at end of file +\v 17 Rafa tonga taigny Jerosalema zahay, de nandray an'nay am-pifalena reo ralà. \v 18 Ny amaraigna de nagnaraka an'nay i Paoly ho aigny amin'i Jakoba, ary takeo daôly reo lôhôla. \v 19 Rafa avy niarahaba an-jareo izy, de nitatitra tsiraikaraika reo ra daôly ze efa nataon'Andriamanitra tam'reo Jentilisa tamin'ny alalan'ny asa fagnompôny. \ No newline at end of file diff --git a/21/20.txt b/21/20.txt index 3f6df0f..2285c67 100644 --- a/21/20.txt +++ b/21/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Rafa naregny an'zany zareo, de nidera an'Andriamanitra, ary nitare tamin'azy hoe: "Hitanao, ry ralà, agn'arivony firy no nino tam'reo Jiosy. Tapa-kevitra izy daôly hitandrina ny lalàna. Efa nolazain-jareo ny momba an'nao, fa anao de mampianatra reo Jiosy daôly ze mipetraka akeo am'reo Jentilisa hahafoy an'i Misesy, ary anao milaza an-jareo tsy hamora ny zagnany, ary tsy hagnaraka ny fomba talô. \ No newline at end of file +\v 20 Rafa naregny an'zany zareo, de nidera an'Andriamanitra, ary nitare tamin'azy hoe: "Hitanao, ry ralà, agn'arivony firy no nino tam'reo Jiosy. Tapa-kevitra izy daôly hitandrina ny lalàna. \v 21 Efa nolazain-jareo ny momba an'nao, fa anao de mampianatra reo Jiosy daôly ze mipetraka akeo am'reo Jentilisa hahafoy an'i Misesy, ary anao milaza an-jareo tsy hamora ny zagnany, ary tsy hagnaraka ny fomba talô. \ No newline at end of file diff --git a/21/22.txt b/21/22.txt index e3b9da1..b8dcd0f 100644 --- a/21/22.txt +++ b/21/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo, mbô hagnaratra ny lôny zareo. Ka ho fantatry ny ôla daôly fa reo ra ze nolazaina momba an'nareo de diso. Ho fantatr'zareo fa anao de magnaraka lalàna kô. \ No newline at end of file +\v 22 Ino ma no tokony hataontsikana? Ho regnin-jareo tokoa fa tonga anao. \v 23 Ka ataovy ze lazainay an'nao. Managna leila efatra ze nagnano voady zahay. \v 24 Ento reo leila reo ary diovy miaraka amin-jareo ny tegnanareo, ary aloavy reo fandanian-jareo, mbô hagnaratra ny lôny zareo. Ka ho fantatry ny ôla daôly fa reo ra ze nolazaina momba an'nareo de diso. Ho fantatr'zareo fa anao de magnaraka lalàna kô. \ No newline at end of file diff --git a/21/25.txt b/21/25.txt index ace296a..626ab4e 100644 --- a/21/25.txt +++ b/21/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsiraikaraika tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 25 Fa mikasika an'reo Jentilisa ze nino, zahay de nagnoratra sy nagnome torolalana fa tokony hitandrina ny tegnany amin'ny ra vita sorogna ho an'ny sampy zareo, avy amin'ny rà, avy am'ze nokedaina, sy avy amin'ny fijangajangana. \v 26 Avekeo de nalain'i Paoly reo leila, ary ny amaraigna, izy nagnadio ny tegnany niaraka tamin-jareo, niditra takao an-tempoly, nagnambara ny vanim-potônan'ny andron'ny fagnadiovana, mandra-pagnatitra ny fagnatitra ho an'ny ôla tsiraikaraika tamin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/21/27.txt b/21/27.txt index dc793fa..1819bf5 100644 --- a/21/27.txt +++ b/21/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 \v 29 Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempoly. \ No newline at end of file +\v 27 \v 29 Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. \v 28 Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempoly. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index dff7649..a7eed91 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -360,6 +360,13 @@ "21-03", "21-05", "21-07", + "21-10", + "21-12", + "21-15", + "21-17", + "21-20", + "21-22", + "21-25", "22-01", "22-03", "22-06",