auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 08:58:49 +03:00 committed by root
parent 93055af9d8
commit 9e6ad663d1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempol
Rafa ho tapitra reo andro fito, reo Jiosy sasantsasagny avy agny Asia, natazagna an'i Paoly takao an-tempoly, nampikorontana reo vahôka manontolo, ary nisambotra an'azy. Nitabataba zareo hoe: "Ry ôlon'Israely, ampeo zahay." Io le leila ze nampianatra ny ôla daôly hatraiza hatraiza reo ra ze magnohitra ny ôla, ny lalàna, ary ty tôrana ty. Fanamin'zany, nitondra Grika tao an-tempoly iany kô izy ary nandoto an'ty tôrana masina ty." Fa zareo teo alô natazagna an'i Trofima ze Efezianina niaraka tamin'azy takao an-tanàna, ary nieritreritra zareo fa i Paoly no nitondra an'azy takao an-tempoly.

1
21/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nisavoritaka ny tanàna daôly, ary niaraka niazakazaka sy nisambotra an'i Paoly ny ôla. Nisintona an'azy hivôka akao amin'ny tempoly zareo, de nakatona