auto save
This commit is contained in:
parent
b6f2ab3ae5
commit
9db3893508
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nalefan'i Petera taigny avelan'ny efitra izy daôly, nandongalika, ary nivavaka; avekeo, nitodika tam'le razagna, nitare izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanokatra ny masony izy avekeo, ary nahita an'i Petera izy de niarina. Avekeo de nanolo-tagnana an'azy Petera ary nampitsangana an'azy; ary rafa nagnantso an'reo mpino sy reo mpitondrategna izy, de nabôgnany tamin-jareo ny fahavelomany. Lasana fatratra nanerana an'i Jopa daôly zany ra zany, ary ôla betsaka no nino ny Tompo. Tam'zany Petera de nipetraka andro maromaro niaraka tam'
|
||||
Nalefan'i Petera taigny avelan'ny efitra izy daôly, nandongalika, ary nivavaka; avekeo, nitodika tam'le razagna, nitare izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanokatra ny masony izy avekeo, ary nahita an'i Petera izy de niarina. Avekeo de nanolo-tagnana an'azy Petera ary nampitsangana an'azy; ary rafa nagnantso an'reo mpino sy reo mpitondrategna izy, de nabôgnany tamin-jareo ny fahavelomany. Lasana fatratra nanerana an'i Jopa daôly zany ra zany, ary ôla betsaka no nino ny Tompo. Tam'zany Petera de nipetraka andro maromaro niaraka tam'le leila raika antsovina hoe Simona takao Jopa, ze mpandoko hoditra.
|
Loading…
Reference in New Issue