auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:19 +03:00 committed by root
parent 0f3d2a4ca2
commit 989247b6f7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe i Dia
Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe i Diana an'i Efesosy." Feno fifanjevona tanàna ray manontolo, ary niara-nifagnaretsaka ho akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra ny vahôka. Vôsambotr'zareo reo mpiara-dia tamin'i Paoly, Gaio sy Aristarko, ze v