From 9883cb320940789de4ead14eced1ed0df21d2d4a Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:52:50 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 05/03.txt | 2 +- 05/07.txt | 2 +- 05/09.txt | 2 +- 3 files changed, 3 insertions(+), 3 deletions(-) diff --git a/05/03.txt b/05/03.txt index e54377f..54a3bff 100644 --- a/05/03.txt +++ b/05/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 \v 5 \v 6 Fa Petera niteny hoe: "Ananiasy, nagnino no Satana no nameno lainga ny fonao ka nandainga amin'ny Fanahy Masina, ka nanitrika ny ampahany tam'le vidin-tany? Raha mbola tsy lafo zany, tsy nijanona ho fanagnana manokana ma zany, rafa lafo zany ka tsy ze tenao agnanôvana an'azy? Manakôry ny nieritreretanao an'zany ra zany tao am-ponao? Tsy nandainga tamin'ôla enao, fa tamin'Andriamanitr. Nony nareigny an'reo teny reo, de lavo tamin'ny tany Ananiasy ka afaka ny aignany, ary tahotra mafy no tonga tam'ze daôly nareigny an'zany. Ary niditra reo gaogna ka mamogny lamba an'azy, ka nentin-jareo nivôka izy ary nalevigna. \ No newline at end of file +\v 3 Fa Petera niteny hoe: "Ananiasy, nagnino no Satana no nameno lainga ny fonao ka nandainga amin'ny Fanahy Masina, ka nanitrika ny ampahany tam'le vidin-tany? \v 4 Raha mbola tsy lafo zany, tsy nijanona ho fanagnana manokana ma zany, rafa lafo zany ka tsy ze tenao agnanôvana an'azy? Manakôry ny nieritreretanao an'zany ra zany tao am-ponao? Tsy nandainga tamin'ôla enao, fa tamin'Andriamanitr. \v 5 Nony nareigny an'reo teny reo, de lavo tamin'ny tany Ananiasy ka afaka ny aignany, ary tahotra mafy no tonga tam'ze daôly nareigny an'zany. \v 6 Ary niditra reo gaogna ka mamogny lamba an'azy, ka nentin-jareo nivôka izy ary nalevigna. \ No newline at end of file diff --git a/05/07.txt b/05/07.txt index c9c5835..4e888c3 100644 --- a/05/07.txt +++ b/05/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Adin'ny telo teo eo tafaran'zay, de niditra ny vadiny, mbola tsy nafatatra ze ra nitranga. Petera niteny tam'azy hoe: "Lazao anà raha zany no nandafosanareo an'le tany." De ozy izy: no zany." \ No newline at end of file +\v 7 Adin'ny telo teo eo tafaran'zay, de niditra ny vadiny, mbola tsy nafatatra ze ra nitranga.\v 8 Petera niteny tam'azy hoe: "Lazao anà raha zany no nandafosanareo an'le tany." De ozy izy: no zany." \ No newline at end of file diff --git a/05/09.txt b/05/09.txt index 77de73a..067561a 100644 --- a/05/09.txt +++ b/05/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 \v 11 Avy teo Petera niteny an'azy hoe: "Nagnino anareo no nagneky hiara-hitsapa ny Fagnan'ny Tompo? Io reo ny tongotr'reo ôla ze nandevigna ny vadinao de akeo am-baravaragna, ary hamôka an'nao zareo. ary lavo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny aignany. Rafa niditra tao reo gaogna de nahita an'azy maty, ka nitondra an'azy nivoka sy nandevigna an'azy teo agnilan'ny vadiny. Natatra mafy ny fengonana manontolo sy reo ze nareigny an'zany ra zany. \ No newline at end of file +\v 9 \v 11 Avy teo Petera niteny an'azy hoe: "Nagnino anareo no nagneky hiara-hitsapa ny Fagnan'ny Tompo? Io reo ny tongotr'reo ôla ze nandevigna ny vadinao de akeo am-baravaragna, ary hamôka an'nao zareo. \v 10 ary lavo teo amin'ny tongony izy ary afaka ny aignany. Rafa niditra tao reo gaogna de nahita an'azy maty, ka nitondra an'azy nivoka sy nandevigna an'azy teo agnilan'ny vadiny. Natatra mafy ny fengonana manontolo sy reo ze nareigny an'zany ra zany. \ No newline at end of file