diff --git a/12/05.txt b/12/05.txt index 38920a8..7b9cf15 100644 --- a/12/05.txt +++ b/12/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 No zany de notanana takao am-ponja Petera, fa ny vavaka de nataon'reo ze takao am-pengonana mafy kokoa tam'Andriamanitra ho an'azy. Ny alina alôn'ny hitondran'i Heroda an'azy hotsaraina, Petera de natory takeo agnelagnelagn'ny miaramila rôey, vôfatotra tam'rojo rôey, raha mbola nijanona niambina ny fonja ny mpiandry tao alôn'ny varavaragna. \ No newline at end of file +\v 5 No zany de notanana takao am-ponja Petera, fa ny vavaka de nataon'reo ze takao am-pengonana mafy kokoa tam'Andriamanitra ho an'azy. \v 6 Ny alina alôn'ny hitondran'i Heroda an'azy hotsaraina, Petera de natory takeo agnelagnelagn'ny miaramila rôey, vôfatotra tam'rojo rôey, raha mbola nijanona niambina ny fonja ny mpiandry tao alôn'ny varavaragna. \ No newline at end of file diff --git a/12/07.txt b/12/07.txt index e009933..230abf6 100644 --- a/12/07.txt +++ b/12/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 Indro, nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tampoka teo akekiny, ary nisy hazavana namiratra tao agnatin'ny efitry ny fonja. Nitaroka an'i Petera teo amin'ny ilany izy ary namô an'azy ka nagnano hoe: "Mitsangàna haingana," ary reo rojony niala tam'tagnany. Ny anjely niteny taminazy hoe: "Ampiakanjô ny tegnanao ary agnanôvo ny kraronao." De nataon'i Petera araka zany. Ny anjely niteny taminazy hoe: "Anôvo ny akanjonao ambelagny ary magnarà anà." \ No newline at end of file +\v 7 Indro, nisy anjelin'ny Tompo nibôgna tampoka teo akekiny, ary nisy hazavana namiratra tao agnatin'ny efitry ny fonja. Nitaroka an'i Petera teo amin'ny ilany izy ary namô an'azy ka nagnano hoe: "Mitsangàna haingana," ary reo rojony niala tam'tagnany.\v 8 Ny anjely niteny taminazy hoe: "Ampiakanjô ny tegnanao ary agnanôvo ny kraronao." De nataon'i Petera araka zany. Ny anjely niteny taminazy hoe: "Anôvo ny akanjonao ambelagny ary magnarà anà." \ No newline at end of file diff --git a/12/09.txt b/12/09.txt index 083d956..01ae374 100644 --- a/12/09.txt +++ b/12/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 \v 10 De nagnarala an'le anjely Petera ary nivôka. Tsy fantany fa reo ze nataon'ny anjely de tegna izy. Nihevitra izy fa nahita fahitana. Rafa avy nandalo teo amin'ny mpiambina vôlôny sy faharô izy reo, de tonga takeo am'vavahady vy ze mizotra mankaigny am'tagnàna; nisokatar ho an'azy tam-jareo zany. Nivôka izy reo nidigna tam'lalana raika, ary le anjely nandôsa an'azy avy hatraigny. \ No newline at end of file +\v 9 De nagnarala an'le anjely Petera ary nivôka. Tsy fantany fa reo ze nataon'ny anjely de tegna izy. Nihevitra izy fa nahita fahitana.\v 10 Rafa avy nandalo teo amin'ny mpiambina vôlôny sy faharô izy reo, de tonga takeo am'vavahady vy ze mizotra mankaigny am'tagnàna; nisokatar ho an'azy tam-jareo zany. Nivôka izy reo nidigna tam'lalana raika, ary le anjely nandôsa an'azy avy hatraigny. \ No newline at end of file diff --git a/12/11.txt b/12/11.txt index e00ad01..2c190a8 100644 --- a/12/11.txt +++ b/12/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Rafa niverigna tam'tegnany Petera, niteny izy hoe: "Am-zao de fantatro marina fa ny Tompo no nandefa ny anjeliny ary nanafaka anà tam'tagnan'i Heroda, sy tam-ra daôly ze nandrasan'ny Jiosy hibôgna. Rafa tonga saigna tam-zany izy, de nankaigny am-tragnon'i Maria maman'i Jaona, antsovigna kô hoe Marka, ze nisy ôla betsaka nitarongona sy nivavaka. \ No newline at end of file +\v 11 Rafa niverigna tam'tegnany Petera, niteny izy hoe: "Am-zao de fantatro marina fa ny Tompo no nandefa ny anjeliny ary nanafaka anà tam'tagnan'i Heroda, sy tam-ra daôly ze nandrasan'ny Jiosy hibôgna. \v 12 Rafa tonga saigna tam-zany izy, de nankaigny am-tragnon'i Maria maman'i Jaona, antsovigna kô hoe Marka, ze nisy ôla betsaka nitarongona sy nivavaka. \ No newline at end of file diff --git a/12/13.txt b/12/13.txt index 9da9b0c..33c50fc 100644 --- a/12/13.txt +++ b/12/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 \v 15 Rafa nandondona teo am-bavahady izy, nisy mpanompo vavay raika antsovigna hoe: Roda tonga namaly. Rafa fantany ny feon'i Petera, tam-kafalena de tsy nahavita namô ny varavaragna izy; fa kosa, nande nihazakazaka nankaigny an-trano izy, notateriny fa Petera nitsangana teo am-baravaragna. De niteny taminazy izy reo hoe: "Adala enao." Fa nagnizingizigna izy fa zany no izy. Niteny izy reo hoe: "Ny anjeliny zany." \ No newline at end of file +\v 13 Rafa nandondona teo am-bavahady izy, nisy mpanompo vavay raika antsovigna hoe: Roda tonga namaly. \v 14 Rafa fantany ny feon'i Petera, tam-kafalena de tsy nahavita namô ny varavaragna izy; fa kosa, nande nihazakazaka nankaigny an-trano izy, notateriny fa Petera nitsangana teo am-baravaragna.\v 15 De niteny taminazy izy reo hoe: "Adala enao." Fa nagnizingizigna izy fa zany no izy. Niteny izy reo hoe: "Ny anjeliny zany." \ No newline at end of file diff --git a/12/16.txt b/12/16.txt index faf0e5c..f2d8689 100644 --- a/12/16.txt +++ b/12/16.txt @@ -1 +1 @@ -\v 16 \v 17 Fa Petera nanohy nandondona, ary rafa novohain'jareo ny varavaragna, de natazagna an'azy izy reo ary gaga. Petera nagnetsika ny tagnany tam-jareo ny fomba nitondran'ny Tompo an'azy nivôka ny fonja. Ozy izy hoe: "Tatero aigny am'i Jakoba sy reo rahalà zany ra zany. "De niala izy ary nandeha taigny tamin'ny tôran-hafa. \ No newline at end of file +\v 16 Fa Petera nanohy nandondona, ary rafa novohain'jareo ny varavaragna, de natazagna an'azy izy reo ary gaga. \v 17 Petera nagnetsika ny tagnany tam-jareo ny fomba nitondran'ny Tompo an'azy nivôka ny fonja. Ozy izy hoe: "Tatero aigny am'i Jakoba sy reo rahalà zany ra zany. "De niala izy ary nandeha taigny tamin'ny tôran-hafa. \ No newline at end of file diff --git a/12/18.txt b/12/18.txt index 95e87f4..e28f8b1 100644 --- a/12/18.txt +++ b/12/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 Ary rafa nazava ny andro, de tsisy fentanam-po kely teo am'reo miaramila ny am-ze nibôgna tam'i Petera. Rafa avy nikaraka an'ze Heroda ary tsy nahita an'azy, de nagnadihady ny mpiandry izy ary nandidy an'azy reo mba hovonoina. De nidigna avy aigny Jodia nankaigny Kaisaria izy ary nitôtra taigny. \ No newline at end of file +\v 18 Ary rafa nazava ny andro, de tsisy fentanam-po kely teo am'reo miaramila ny am-ze nibôgna tam'i Petera. \v 19 Rafa avy nikaraka an'ze Heroda ary tsy nahita an'azy, de nagnadihady ny mpiandry izy ary nandidy an'azy reo mba hovonoina. De nidigna avy aigny Jodia nankaigny Kaisaria izy ary nitôtra taigny. \ No newline at end of file diff --git a/12/20.txt b/12/20.txt index b5f357e..9d9017e 100644 --- a/12/20.txt +++ b/12/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Ary Heroda de tezitra mafy tam-vahôkan'i Tyra sy Sidona. Niara-nankaigny aminazy izy reo. Nandresy lahatra an'i Blasto izy reo, le mpanampin'ny mpanjaka, mba hanampy an'azy reo. De nangataka fihavanana izy reo, satria ny tagnànan'jareo de mandray ny ahaniny avy am-panjakan'ny tagnàna. Tamin'ny andro vôtondro Heroda de nampenkanjo ny tegnany akanjona mpanjaka ary nipetraka takeo am'seza fendrianana; nikabaray tam-jareo izy. \ No newline at end of file +\v 20 Ary Heroda de tezitra mafy tam-vahôkan'i Tyra sy Sidona. Niara-nankaigny aminazy izy reo. Nandresy lahatra an'i Blasto izy reo, le mpanampin'ny mpanjaka, mba hanampy an'azy reo. De nangataka fihavanana izy reo, satria ny tagnànan'jareo de mandray ny ahaniny avy am-panjakan'ny tagnàna.\v 21 Tamin'ny andro vôtondro Heroda de nampenkanjo ny tegnany akanjona mpanjaka ary nipetraka takeo am'seza fendrianana; nikabaray tam-jareo izy. \ No newline at end of file diff --git a/12/22.txt b/12/22.txt index a3b484e..695fbd1 100644 --- a/12/22.txt +++ b/12/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 Nikikika ny vahôka: "Zany de feona andriamanitra, fa tsy an'ôla! Teo no eo de nisy anjelin'ny Tompo naninaka an'azy; satria tsy nagnome voninahitra an'Andriamanitra izy; nohanin'ny kankana izy de maty. \ No newline at end of file +\v 22 Nikikika ny vahôka: "Zany de feona andriamanitra, fa tsy an'ôla! \v 23 Teo no eo de nisy anjelin'ny Tompo naninaka an'azy; satria tsy nagnome voninahitra an'Andriamanitra izy; nohanin'ny kankana izy de maty. \ No newline at end of file diff --git a/12/24.txt b/12/24.txt index 2478a32..3cb1bad 100644 --- a/12/24.txt +++ b/12/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 Fa ny tenin'Andriamanitra nitombo sy miha-betsaka. Ka rafa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanôvina an'jareo, de niverigna avy taigny (Ny sasagny am'reo de soratra tranainy miteny hoe: "Izy reo niverigna taigny Jerosalema) Jerosalema izy reo, nitondra an'i Jaona niaraka tam-jareo, ze antsovina iany kô hoe Marka. \ No newline at end of file +\v 24 Fa ny tenin'Andriamanitra nitombo sy miha-betsaka. \v 25 Ka rafa vitan'i Barnabasy sy Saoly ny iraka nampanôvina an'jareo, de niverigna avy taigny (Ny sasagny am'reo de soratra tranainy miteny hoe: "Izy reo niverigna taigny Jerosalema) Jerosalema izy reo, nitondra an'i Jaona niaraka tam-jareo, ze antsovina iany kô hoe Marka. \ No newline at end of file