auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:33 +03:00 committed by root
parent 7bfda3260f
commit 96d0720d3c
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy mpianatra raika antsovina hoe Tabita tao Jopa, ze adika hoe "Dorkasy." Nagnano asa soa betsaka io vevavy io ary nagnano fanampiana feno asa fiantraa ze nataony ho an'ny mahantra. Tam'reo andro reo de narary izy ary maty; rafa nanasa an'azy zareo, de napetrak'zareo takao amin'ny efitragny agnambo izy.
\v 36 \v 37 Ary nisy mpianatra raika antsovina hoe Tabita tao Jopa, ze adika hoe "Dorkasy." Nagnano asa soa betsaka io vevavy io ary nagnano fanampiana feno asa fiantraa ze nataony ho an'ny mahantra. Tam'reo andro reo de narary izy ary maty; rafa nanasa an'azy zareo, de napetrak'zareo takao amin'ny efitragny agnambo izy.

View File

@ -1 +1 @@
Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary naregny reo mpianatra fa tao Petera, de nandefa ôla roey taigny amin'azy zareo, nengavy an'azy: "Tongava re akaigny aminay tsisy hatak'andro." Nitsangana Petera ary nande niaraka tamin-jareo. Rafa tonga izy, de nitondra an'azy takao amin'ny efitra agnambo zareo, ary ny mpitondrategna daôly nitsangana takeo agnilany nitomagny, nampibôgna an'azy akanjo sy ny lamba ze nataon'i Dorkasy tamin'izy niaraka tamin-jareo.
\v 38 \v 39 Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary naregny reo mpianatra fa tao Petera, de nandefa ôla roey taigny amin'azy zareo, nengavy an'azy: "Tongava re akaigny aminay tsisy hatak'andro." Nitsangana Petera ary nande niaraka tamin-jareo. Rafa tonga izy, de nitondra an'azy takao amin'ny efitra agnambo zareo, ary ny mpitondrategna daôly nitsangana takeo agnilany nitomagny, nampibôgna an'azy akanjo sy ny lamba ze nataon'i Dorkasy tamin'izy niaraka tamin-jareo.