auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-23 17:51:52 +03:00 committed by root
parent 23cd840516
commit 96696eb06e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa anisan'ny raika amintsika izy ary nahazo ny anjarany tam'zao fanompoana zao." (Am'zao fotôna zao io leila io de nividy saha tamin'ny vola azony tamin'ny faratsena izy, ary lavo nenkôtra takeo izy, ka nisokatra sy nipôka ny vatagny, ary nivôka avokoa ny tsinainy. Reo ôla daôly takao Jerosalema de naregny ny momba an'zany, ary niantso an'io saha io tamin'ny fitenin-jareo hoe: "A
Fa anisan'ny raika amintsika izy ary nahazo ny anjarany tam'zao fanompoana zao." (Am'zao fotôna zao io leila io de nividy saha tamin'ny vola azony tamin'ny faratsena izy, ary lavo nenkôtra takeo izy, ka nisokatra sy nipôka ny vatagny, ary nivôka avokoa ny tsinainy. Reo ôla daôly takao Jerosalema de naregny ny momba an'zany, ary niantso an'io saha io tamin'ny fitenin-jareo hoe: "Akeldama," zany hoe: "Sahan-dRà)

1
01/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
F'efa vôsoratra akao amin'ny Bokin'ny Salamo hoe: "Avelao ho lao ny sahany, ary aza avela na de ôla raika aza hipetraka akao; avelao ho