auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-23 17:51:52 +03:00 committed by root
parent 98cd7c3733
commit 96487cae0d
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Avekeo zareo de niverigna taigny Jerosalema avy takao amin'ny tendrombotr'Oliva, ze akeo ankekin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dean'ny andro Sabata raika. Rafa tonga zareo, de niakatra takao amin'ny efitra agnambo-rena, ze nitôran-jareo. Zareo de i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. Nitambatra
Avekeo zareo de niverigna taigny Jerosalema avy takao amin'ny tendrombotr'Oliva, ze akeo ankekin'ny Jerosalema, mitovy amin'ny dean'ny andro Sabata raika. Rafa tonga zareo, de niakatra takao amin'ny efitra agnambo-rena, ze nitôran-jareo. Zareo de i Petera, Jaona, Jakoba, Andrea, Filipo, Tomasy, Bartolomeo, Matio, Jakoba zanak'i Alifeo, Simona Zelota, ary Jodasy zanak'i Jakoba. Nitambatra ho raika izy daôly, ary nazoto nivavaka. Anisan'zany reo vevavy, Maria renin'i Jesosy, sy reo ralahiny.

1
01/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Tam'zany andro zany i Petera de nitsangana takeo ampovôn