diff --git a/11/25.txt b/11/25.txt index f4d41be..4c8ec0f 100644 --- a/11/25.txt +++ b/11/25.txt @@ -1 +1 @@ -\v 25 \v 26 De nande nankaigny Tarsosy i Barnabasy mbô hitady an'i Saoly. Rafa hitany izy, de nentiny taigny Antioka. Ary nandritry ny herintaona maninjitra zareo de niara-niangona niaraka tamin'ny fiangonana ary nampianatra ôla betsaka. Reo mpianatra de nantsôvina vôlôny hoe kristiana takao Antioka. \ No newline at end of file +\v 25 De nande nankaigny Tarsosy i Barnabasy mbô hitady an'i Saoly. \v 26 Rafa hitany izy, de nentiny taigny Antioka. Ary nandritry ny herintaona maninjitra zareo de niara-niangona niaraka tamin'ny fiangonana ary nampianatra ôla betsaka. Reo mpianatra de nantsôvina vôlôny hoe kristiana takao Antioka. \ No newline at end of file diff --git a/11/27.txt b/11/27.txt index 06eeced..bf1a30e 100644 --- a/11/27.txt +++ b/11/27.txt @@ -1 +1 @@ -\v 27 \v 28 ary tam'zany andro zany de nisy mpaminagny betsabetsaka nidigna avy taigny Jerosalema nankaigny Antioka. Raika tamin-jareo, i Agabo no agnantsôvana an'azy, nitsangana ary natoron'ny Fanahy fa hisy mosary lehibe hitranga manerana zao tontolo zao. Nitranga zany tamin'ny andron'i Klaodio. \ No newline at end of file +\v 27 ary tam'zany andro zany de nisy mpaminagny betsabetsaka nidigna avy taigny Jerosalema nankaigny Antioka. \v 28 Raika tamin-jareo, i Agabo no agnantsôvana an'azy, nitsangana ary natoron'ny Fanahy fa hisy mosary lehibe hitranga manerana zao tontolo zao. Nitranga zany tamin'ny andron'i Klaodio. \ No newline at end of file diff --git a/11/29.txt b/11/29.txt index 4e6954c..c8cbd01 100644 --- a/11/29.txt +++ b/11/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 Noho zany, reo mpianatra, araka ny fahafahan'ny tsiraikaraika avy, de nagnapa-kevitra ny handefa fanampena ho an'reo ralà taigny Jodia. Nagnano an'zany zareo; nandefa vola no an'reo lôhôla zareo tamin'ny tagnan'i Barnabasy sy Saoly. \ No newline at end of file +\v 29 Noho zany, reo mpianatra, araka ny fahafahan'ny tsiraikaraika avy, de nagnapa-kevitra ny handefa fanampena ho an'reo ralà taigny Jodia. \v 30 Nagnano an'zany zareo; nandefa vola no an'reo lôhôla zareo tamin'ny tagnan'i Barnabasy sy Saoly. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 9d38ac4..951eea5 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -209,6 +209,10 @@ "11-17", "11-19", "11-22", + "11-25", + "11-27", + "11-29", + "12-title", "12-01", "12-03", "12-05",