diff --git a/17/05.txt b/17/05.txt index 2cde94e..fd497ff 100644 --- a/17/05.txt +++ b/17/05.txt @@ -1 +1 @@ -Fa reo Jiosy tsy mpino nenti-pelonana de naka reo ôla ratsy fagna avy aigny an-tsena, nagnangona niaraka ny vahôka, ary nampitabataba ny tanàna. Nanafika ny tragnon'i Jasona, te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahôka izy reo. Fa rafa tsy hitany zareo, de notarin'jareo i Jasona sy ny rahalà hafa sasagny ho akeo agnolôn'ny manam-paefanan'ny tanàna, nitomany. "Reto leilà ze nampitsimbadika zao tontolo zao reto de tonga takeo iany kô. Reto leil \ No newline at end of file +Fa reo Jiosy tsy mpino nenti-pelonana de naka reo ôla ratsy fagna avy aigny an-tsena, nagnangona niaraka ny vahôka, ary nampitabataba ny tanàna. Nanafika ny tragnon'i Jasona, te hitondra an'i Paoly sy Silasy hiala ny vahôka izy reo. Fa rafa tsy hitany zareo, de notarin'jareo i Jasona sy ny rahalà hafa sasagny ho akeo agnolôn'ny manam-paefanan'ny tanàna, nitomany. "Reto leilà ze nampitsimbadika zao tontolo zao reto de tonga takeo iany kô. Reto leilà ze nampandroson'i Jasona reto de manoitra ny didin'i Kaisara; miteny zareo fa misy mpanjaka hafa de i Jesosy." \ No newline at end of file diff --git a/17/08.txt b/17/08.txt new file mode 100644 index 0000000..08b1d63 --- /dev/null +++ b/17/08.txt @@ -0,0 +1 @@ +Vôelingeligna ny vahôka sy ny manam-paefa \ No newline at end of file