diff --git a/15/07.txt b/15/07.txt index dfa2f4a..2d2f6fc 100644 --- a/15/07.txt +++ b/15/07.txt @@ -1 +1 @@ -\v 7 \v 8 \v 9 Tafaran'ny ady hevitra be, nitsangana i Petera ka niteny tam-jareo hoe: "Ry rahalà, fantatrareo fa efa talô elabe Andriamanitra no nagnano safidy teo aminareo mba ho am'alalan'ny vavako de tokony haregny ny tenin'ny filazantsara, ary hini. Andriamanitra, ze mafantatra ny fo, vavolombelona am-jareo, nagnome ny Fanahy Masina an'azy reo, salan'ny nataony tamintsika; Ary tsy nagnavakavaka tamintsika sy tam-jareo Izy, nagnadio ny fon'jareo tamin'ny finoana. \ No newline at end of file +\v 7 Tafaran'ny ady hevitra be, nitsangana i Petera ka niteny tam-jareo hoe: "Ry rahalà, fantatrareo fa efa talô elabe Andriamanitra no nagnano safidy teo aminareo mba ho am'alalan'ny vavako de tokony haregny ny tenin'ny filazantsara, ary hini. \v 8 Andriamanitra, ze mafantatra ny fo, vavolombelona am-jareo, nagnome ny Fanahy Masina an'azy reo, salan'ny nataony tamintsika; \v 9 Ary tsy nagnavakavaka tamintsika sy tam-jareo Izy, nagnadio ny fon'jareo tamin'ny finoana. \ No newline at end of file diff --git a/15/10.txt b/15/10.txt index 6defab0..d509630 100644 --- a/15/10.txt +++ b/15/10.txt @@ -1 +1 @@ -\v 10 \v 11 Ary no zany nagnino anareo no mitsara an'Andriamanitra, hoe tokony asena zoga akeo am'vozon'reo mpianata nefa na ny razantsika na tsika aza tsy mavita milanja? Nefa mino tsika fa ho vôvonjy amin'ny alalan'ny fasoavan'i Tompo Jesosy, ôtran'jareo iany kô." \ No newline at end of file +\v 10 Ary no zany nagnino anareo no mitsara an'Andriamanitra, hoe tokony asena zoga akeo am'vozon'reo mpianata nefa na ny razantsika na tsika aza tsy mavita milanja? \v 11 Nefa mino tsika fa ho vôvonjy amin'ny alalan'ny fasoavan'i Tompo Jesosy, ôtran'jareo iany kô." \ No newline at end of file diff --git a/15/13.txt b/15/13.txt index 42edb4c..e312aca 100644 --- a/15/13.txt +++ b/15/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Rafa avy nijanona niresaka zareo de namaly Jakoba, niteny hoe: "Ry rahalà, tainô za. I Simeona de efa nagnambara ny fomba nagnampen'Andriamanitra tamim-pasoavana vôlôny reo Jentilisa mba hiaka am-jareo ôla ho an'ny agnarany. \ No newline at end of file +\v 13 Rafa avy nijanona niresaka zareo de namaly Jakoba, niteny hoe: "Ry rahalà, tainô za. \v 14 I Simeona de efa nagnambara ny fomba nagnampen'Andriamanitra tamim-pasoavana vôlôny reo Jentilisa mba hiaka am-jareo ôla ho an'ny agnarany. \ No newline at end of file diff --git a/15/15.txt b/15/15.txt index 5d71ade..8c4607b 100644 --- a/15/15.txt +++ b/15/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 \v 18 Ny tenin'reo mpaminagny de momba an'zany, araka ny vôsoratra hoe: "Afaran'reo ra reo de hiverigna za, ary hanagana ndre ny trano lain'i Davida za, ze efa roba. Hagnambôtra sy hamerigna amin'ny lôny ndre reo faharavany za, mba hikaraka ny Tompo reo ôla sisa tavela, akao agnatin'zany reo Jentilisa daôly ze antsovina amin'ny agnarako." Zao no nolazain'ny Tompo, reo ze efa nagnano reo ra reo ze efa fantatra tam'reo razambe talô. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Zao no nolazain'ny Tompo, am'reo ze fantatra tamin'ny andro talô ny asany daôly.) \ No newline at end of file +\v 16 Ny tenin'reo mpaminagny de momba an'zany, araka ny vôsoratra hoe:\v 15 "Afaran'reo ra reo de hiverigna za, ary hanagana ndre ny trano lain'i Davida za, ze efa roba. Hagnambôtra sy hamerigna amin'ny lôny ndre reo faharavany za, \v 17 mba hikaraka ny Tompo reo ôla sisa tavela, akao agnatin'zany reo Jentilisa daôly ze antsovina amin'ny agnarako." \v 18 Zao no nolazain'ny Tompo, reo ze efa nagnano reo ra reo ze efa fantatra tam'reo razambe talô. (Fagnamarihana: Reo dikan-teny sasagny talô de mivaky ôtran'zao: "Zao no nolazain'ny Tompo, am'reo ze fantatra tamin'ny andro talô ny asany daôly.) \ No newline at end of file diff --git a/15/19.txt b/15/19.txt index 7a4000f..db36964 100644 --- a/15/19.txt +++ b/15/19.txt @@ -1 +1 @@ -\v 19 \v 20 \v 21 No zanay, ny hevitro de tsy tokony hagnakorontagna reo avy amin'ny Jentilisa ze nitodika tamin'Andriamanitra tsika. Fa tsika de hanoratra ho an'azy reo fa tsy maintsy miala amin'ny falotoan'reo sampy zareo, amin'ny favetavetana, ary amin'ny henan'ny biby vôkenda, sy amin'ny rà izy reo. Satria Mosesy de efa vômbara tamin'ny isan-tanàna tamin'ny andro talô ary izy de vakina akao amin'reo synagoga isaky ny Sabata." \ No newline at end of file +\v 19 No zanay, ny hevitro de tsy tokony hagnakorontagna reo avy amin'ny Jentilisa ze nitodika tamin'Andriamanitra tsika. \v 20 Fa tsika de hanoratra ho an'azy reo fa tsy maintsy miala amin'ny falotoan'reo sampy zareo, amin'ny favetavetana, ary amin'ny henan'ny biby vôkenda, sy amin'ny rà izy reo. \v 21 Satria Mosesy de efa vômbara tamin'ny isan-tanàna tamin'ny andro talô ary izy de vakina akao amin'reo synagoga isaky ny Sabata." \ No newline at end of file diff --git a/15/22.txt b/15/22.txt index 1212e9b..afed330 100644 --- a/15/22.txt +++ b/15/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 De ôtran'ny tsara tam'reo apostoly sy reo loholona, niaraka tamin'ny fengonana manontolo, ny hifidy an'i Joda ze antsovina hoe Barnabasy, sy i Silasy, ze mpitarika ny fengonana, sy ny handefa an'jareo aigny Antokia miaraka am'i Paoly sy Barnabasy. Izy reo de nanoratra an'ty: "Hatraigny am'reo apostoly sy reo loholona, reo rahalahinareo hatramin'reo rahalà avy aigny Jentily aigny Antiokia, Siria, ary Kilikia: Arahaba! \ No newline at end of file +\v 22 De ôtran'ny tsara tam'reo apostoly sy reo loholona, niaraka tamin'ny fengonana manontolo, ny hifidy an'i Joda ze antsovina hoe Barnabasy, sy i Silasy, ze mpitarika ny fengonana, sy ny handefa an'jareo aigny Antokia miaraka am'i Paoly sy Barnabasy. \v 23 Izy reo de nanoratra an'ty: "Hatraigny am'reo apostoly sy reo loholona, reo rahalahinareo hatramin'reo rahalà avy aigny Jentily aigny Antiokia, Siria, ary Kilikia: Arahaba! \ No newline at end of file diff --git a/15/24.txt b/15/24.txt index 4bc1953..f719e18 100644 --- a/15/24.txt +++ b/15/24.txt @@ -1 +1 @@ -\v 24 \v 25 \v 26 Tsika de efa naregny fa reo ôla sasagny de niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika, ary nagnelingeligna an'nareo tam'reo fampenarana ze nampikorontagna ny fagnanareo. Zao no izy, zahay daôly de efa nagneky ny hifidy reo leila sy handefa an'azy reo aigny aminareo miaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay, leila ze nagnano ny aigny tsy ho ra ho an'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. \ No newline at end of file +\v 24 Tsika de efa naregny fa reo ôla sasagny de niala tamintsika, tsy nisy baiko avy amintsika, ary nagnelingeligna an'nareo tam'reo fampenarana ze nampikorontagna ny fagnanareo. \v 25 Zao no izy, zahay daôly de efa nagneky ny hifidy reo leila sy handefa an'azy reo aigny aminareo miaraka amin'i Barnabasy sy Paoly malalanay, \v 26 leila ze nagnano ny aigny tsy ho ra ho an'ny agnaran'i Jesosy Kristy Tompontsika. \ No newline at end of file