auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-23 17:51:52 +03:00 committed by root
parent 7bb4b1f892
commit 8f8dcf4907
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nikoragna an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra zareo, nakarina Izy, ary ny rôndro nanakona an'Azy takeo amason-jareo. Raha mbôla nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandianany, tampoka takeo, nisy rôlà nekanjo fotsy nitsangana takeo agnilan-jareo. Nitare zareo hoe: "Ry
Rafa nikoragna an'zany ra zany i Jesosy Tompo, de niandrandra zareo, nakarina Izy, ary ny rôndro nanakona an'Azy takeo amason-jareo. Raha mbôla nibanjina ny lagnitra igny zareo tamin'ny nandianany, tampoka takeo, nisy rôlà nekanjo fotsy nitsangana takeo agnilan-jareo. Nitare zareo hoe: "Ry leila avy aigny Galilia, magnino anareo no mitsangana aketo mijery ny lagnitra