auto save
This commit is contained in:
parent
9ee5d24c52
commit
8d05aa639c
|
@ -1 +1 @@
|
|||
zareo de tsy natohitra ny fahendrena sy ny Fanahy ze nitinenan'i Stefana. Avekeo de nisy ôla nagnanôvan-jareo kolikoly mbô hitare hoe: "Efa regninay i Stefana niteny ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitra."
|
||||
\v 10 \v 11 zareo de tsy natohitra ny fahendrena sy ny Fanahy ze nitinenan'i Stefana. Avekeo de nisy ôla nagnanôvan-jareo kolikoly mbô hitare hoe: "Efa regninay i Stefana niteny ratsy momban'i Mosesy sy Andriamanitra."
|
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Nanaitra ny ôla zareo, ny lôhôla, sy ny mpanora-dalàna, de nankeo amin'i Stefana zareo ary nisambotra an'azy sy nitondra an'azy takeo agnatrehan'reo mpagnolotsaigna. Ary zareo de nitondra fijoroana vavolombelona diso, de nitare hoe: "Ity leila ito de tsy mitsahatra miteny ratsy ty fitôragna masina ty sy ny lalàna. Fa zahay de naregny an'azy nitare fa io Jesosy avy aigny Nazareta io de handrava ty tôrana ty sy hagnôva reo fomba ze natolotr'i Mosesy an-tsikana." Reo daôly ze nipetraka takeo amin'ny tôran'ny mpagnolotsaigna de nandinika an'azy ka natazagna fa salan'ny anjely ny tarehiny.
|
||||
\v 12 \v 13 \v 14 \v 15 Nanaitra ny ôla zareo, ny lôhôla, sy ny mpanora-dalàna, de nankeo amin'i Stefana zareo ary nisambotra an'azy sy nitondra an'azy takeo agnatrehan'reo mpagnolotsaigna. Ary zareo de nitondra fijoroana vavolombelona diso, de nitare hoe: "Ity leila ito de tsy mitsahatra miteny ratsy ty fitôragna masina ty sy ny lalàna. Fa zahay de naregny an'azy nitare fa io Jesosy avy aigny Nazareta io de handrava ty tôrana ty sy hagnôva reo fomba ze natolotr'i Mosesy an-tsikana." Reo daôly ze nipetraka takeo amin'ny tôran'ny mpagnolotsaigna de nandinika an'azy ka natazagna fa salan'ny anjely ny tarehiny.
|
|
@ -0,0 +1 @@
|
|||
TOKO 11
|
Loading…
Reference in New Issue