From 8a0d4538f3a1b15208b434b732b4a44ec9adbaa2 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 13/35.txt | 2 +- 13/38.txt | 2 +- 13/40.txt | 2 +- 13/42.txt | 2 +- 13/44.txt | 2 +- 13/46.txt | 2 +- 13/48.txt | 2 +- 13/50.txt | 2 +- 15/01.txt | 2 +- 15/03.txt | 2 +- 15/05.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/13/35.txt b/13/35.txt index 6861db8..b98de36 100644 --- a/13/35.txt +++ b/13/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 \v 36 \v 37 Zany kô no natonga an'azy nitare tao amin'ny salamo hafa hoe: "Tsy hamely le Masina hatazagna ny lo enao." Satria rafa nanatanteraka reo fagnirian'Andriamanitra ho an'ny taranany i Davida de resin-tory izy, ka nampandrena niaraka tam'reo rainy izy ary ny vatany niharan'ny fahalovana. Fa izy ze natsangan'Andriamanitra de tsy niharan'ny faharavana. \ No newline at end of file +\v 35 Zany kô no natonga an'azy nitare tao amin'ny salamo hafa hoe: "Tsy hamely le Masina hatazagna ny lo enao." \v 36 Satria rafa nanatanteraka reo fagnirian'Andriamanitra ho an'ny taranany i Davida de resin-tory izy, ka nampandrena niaraka tam'reo rainy izy ary ny vatany niharan'ny fahalovana. \v 37 Fa izy ze natsangan'Andriamanitra de tsy niharan'ny faharavana. \ No newline at end of file diff --git a/13/38.txt b/13/38.txt index 048960f..f895c32 100644 --- a/13/38.txt +++ b/13/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 \v 39 Ka ôka ho fantatrareo zany, ry rahala, fa tamin'ny alalan'io leila io no nagnambarana taminareo ny famelana ny fahotana. Amin'ny alalany ny ôla tsiraikaraika ze mino de vômarina amin'ny ra daôly ze mety tsy ho vômarin'io lalàn'i Mosesy io. \ No newline at end of file +\v 38 Ka ôka ho fantatrareo zany, ry rahala, fa tamin'ny alalan'io leila io no nagnambarana taminareo ny famelana ny fahotana. \v 39 Amin'ny alalany ny ôla tsiraikaraika ze mino de vômarina amin'ny ra daôly ze mety tsy ho vômarin'io lalàn'i Mosesy io. \ No newline at end of file diff --git a/13/40.txt b/13/40.txt index b41b597..14f38d0 100644 --- a/13/40.txt +++ b/13/40.txt @@ -1 +1 @@ -\v 40 \v 41 Ka mitandrema mba tsy hibôgna aminareo ze ra nolazain'ny mpaminagny hoe: "Ndre, nareo ry mpagnano tsinontsinona, de ho gaga ary ho levona. Fa Za magnano asa amin'ny andronareo, Asa ze tsy ninoanareo miitsy, na de misy ôla magnambara an'zany aminareo aza." \ No newline at end of file +\v 40 Ka mitandrema mba tsy hibôgna aminareo ze ra nolazain'ny mpaminagny hoe:\v 41 "Ndre, nareo ry mpagnano tsinontsinona, de ho gaga ary ho levona. Fa Za magnano asa amin'ny andronareo, Asa ze tsy ninoanareo miitsy, na de misy ôla magnambara an'zany aminareo aza." \ No newline at end of file diff --git a/13/42.txt b/13/42.txt index 95e6125..5ec6af8 100644 --- a/13/42.txt +++ b/13/42.txt @@ -1 +1 @@ -\v 42 \v 43 Rafa lasa i Barnabasy sy i Paoly, de nengavy an'azy reo ny ôla mba hitorian'jareo reo teny reo ihany amin'ny Sabata magnaraka. Rafa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo proselita mafatra-po no nagnaraka an'i Paoly sy Barnabasy, ze niresaka tam'jareo sy nampirisika an'azy mba hanohy akao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 42 Rafa lasa i Barnabasy sy i Paoly, de nengavy an'azy reo ny ôla mba hitorian'jareo reo teny reo ihany amin'ny Sabata magnaraka.\v 43 Rafa tapitra ny fivoriana tao amin'ny Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo Synagoga, de maro tam'reo Jiosy sy reo proselita mafatra-po no nagnaraka an'i Paoly sy Barnabasy, ze niresaka tam'jareo sy nampirisika an'azy mba hanohy akao amin'ny fahasoavan'Andriamanitra. \ No newline at end of file diff --git a/13/44.txt b/13/44.txt index 5463259..18d87ff 100644 --- a/13/44.txt +++ b/13/44.txt @@ -1 +1 @@ -\v 44 \v 45 Tamin'ny Sabata magnaraka, de saika ny tanàna magnontolo no niaraka niangona mba hareigny ny tenin'ny Tompo. Rafa natazagna reo vahôka ny Jiosy, de feno fefonana izy reo ary niteny nanohitra reo ra ze nolazain'i Paoly sy nagneso an'azy. \ No newline at end of file +\v 44 Tamin'ny Sabata magnaraka, de saika ny tanàna magnontolo no niaraka niangona mba hareigny ny tenin'ny Tompo. \v 45 Rafa natazagna reo vahôka ny Jiosy, de feno fefonana izy reo ary niteny nanohitra reo ra ze nolazain'i Paoly sy nagneso an'azy. \ No newline at end of file diff --git a/13/46.txt b/13/46.txt index 1f9181f..325e693 100644 --- a/13/46.txt +++ b/13/46.txt @@ -1 +1 @@ -\v 46 \v 47 Fa Paoly sy Barnabasy nitare am-pasahiana ary nilaza hoe: "Le ho vôlaza aminareo mialô ny tenin'Andriamanitra. Fa rafa manosika an'zany nareo ary mihevitra ny tagnanareo ho tsy mendrika ny fiaignana mandrakizay, de alao hiverigna aigny amin'ny Jentilisa zahay. Araka ze efa nandidian'ny Tompo an'nay, magnano hoe: 'Napetrako mba ho fazavan'ny Jentilisa nareo, zany no tokony hitondranareo famonjena ho an'reo ze aigny amin'ny fara-vazan-tany." \ No newline at end of file +\v 46 Fa Paoly sy Barnabasy nitare am-pasahiana ary nilaza hoe: "Le ho vôlaza aminareo mialô ny tenin'Andriamanitra. Fa rafa manosika an'zany nareo ary mihevitra ny tagnanareo ho tsy mendrika ny fiaignana mandrakizay, de alao hiverigna aigny amin'ny Jentilisa zahay. \v 47 Araka ze efa nandidian'ny Tompo an'nay, magnano hoe: 'Napetrako mba ho fazavan'ny Jentilisa nareo, zany no tokony hitondranareo famonjena ho an'reo ze aigny amin'ny fara-vazan-tany." \ No newline at end of file diff --git a/13/48.txt b/13/48.txt index 663b7c6..69b5fee 100644 --- a/13/48.txt +++ b/13/48.txt @@ -1 +1 @@ -\v 48 \v 49 Rafa nareigny an'zany ny Jentilisa, de faly sy nidera ny tenin'ny Tompo. Ary betsaka reo ze vôtendry ho amin'ny finoana ny fiaignana mandrakizay no nino. Ary ny tenin'ny Tompo de niely eran'ny faritra manontolo. \ No newline at end of file +\v 48 Rafa nareigny an'zany ny Jentilisa, de faly sy nidera ny tenin'ny Tompo. Ary betsaka reo ze vôtendry ho amin'ny finoana ny fiaignana mandrakizay no nino. \v 49 Ary ny tenin'ny Tompo de niely eran'ny faritra manontolo. \ No newline at end of file diff --git a/13/50.txt b/13/50.txt index e542312..25d269a 100644 --- a/13/50.txt +++ b/13/50.txt @@ -1 +1 @@ -\v 50 \v 51 \v 52 Fa ny Jiosy kosa de namporisika an'reo vevavy mafatra-po sy manan-danja, sy reo leila mpitarika tao an-tanàna. Niteraka fagnenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy zany ary nanipy an'azy reo ho aigny avelan'ny tanàna. Fa Paoly sy Barnabasy nagnintsagna ny jofo tamin'ny tongotry zareo mba hanoherana an'azy reo. Ary avy takao zareo de nankaigny amin'ny tanànan'i Ikoniama. Ary ny mpiantra de feno hafalena sy ny Fanahy Masina. \ No newline at end of file +\v 50 Fa ny Jiosy kosa de namporisika an'reo vevavy mafatra-po sy manan-danja, sy reo leila mpitarika tao an-tanàna. Niteraka fagnenjehana ho an'i Paoly sy Barnabasy zany ary nanipy an'azy reo ho aigny avelan'ny tanàna. \v 51 Fa Paoly sy Barnabasy nagnintsagna ny jofo tamin'ny tongotry zareo mba hanoherana an'azy reo. Ary avy takao zareo de nankaigny amin'ny tanànan'i Ikoniama. \v 52 Ary ny mpiantra de feno hafalena sy ny Fanahy Masina. \ No newline at end of file diff --git a/15/01.txt b/15/01.txt index 2b23716..a0bc886 100644 --- a/15/01.txt +++ b/15/01.txt @@ -1 +1 @@ -\v 1 \v 2 Ny ôla sasagny de nidigna avy taigny Jodia hankaigny Antiokia ary nampianatra reo rahalà, ka niteny hoe: "Raha tsy vita famorona araka ny fomba fataon'i Mosesy anareo, de tsy vôvonjy nareo." Zany de natonga an'i Paoly sy Baranabasy tao agnaty fifandirana sy ady hevitra tam-jareo. No zany i Paoly sy i Barnabasy de vôtendry niaraka tam'sasagny hafa tam-jareo hiakatra aigny Jerosalema mba hiaogna am'reo apostoly sy reo loholona momba an'zany fagnontanena zany. \ No newline at end of file +\v 1 Ny ôla sasagny de nidigna avy taigny Jodia hankaigny Antiokia ary nampianatra reo rahalà, ka niteny hoe: "Raha tsy vita famorona araka ny fomba fataon'i Mosesy anareo, de tsy vôvonjy nareo." \v 2 Zany de natonga an'i Paoly sy Baranabasy tao agnaty fifandirana sy ady hevitra tam-jareo. No zany i Paoly sy i Barnabasy de vôtendry niaraka tam'sasagny hafa tam-jareo hiakatra aigny Jerosalema mba hiaogna am'reo apostoly sy reo loholona momba an'zany fagnontanena zany. \ No newline at end of file diff --git a/15/03.txt b/15/03.txt index a59d7e2..05e9b8f 100644 --- a/15/03.txt +++ b/15/03.txt @@ -1 +1 @@ -\v 3 \v 4 No zany zareo de nalefan'ny fengonana namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nagnambara ny fiovam-pon'ireo Jentilisa. Zareo de nitondra hafalena geda be tam'reo rahalà daôly. Rafa tonga tao Jerosalema zareo, de noraisin'ny fengonana sy reo apostoly ry reo loholona, ka nitantara reo ra daôly ze nataon'Andriamanitra tam'jareo. \ No newline at end of file +\v 3 No zany zareo de nalefan'ny fengonana namakivaky an'i Foinika sy Samaria ary nagnambara ny fiovam-pon'ireo Jentilisa. Zareo de nitondra hafalena geda be tam'reo rahalà daôly. \v 4 Rafa tonga tao Jerosalema zareo, de noraisin'ny fengonana sy reo apostoly ry reo loholona, ka nitantara reo ra daôly ze nataon'Andriamanitra tam'jareo. \ No newline at end of file diff --git a/15/05.txt b/15/05.txt index e33612a..ab412f8 100644 --- a/15/05.txt +++ b/15/05.txt @@ -1 +1 @@ -\v 5 \v 6 Nefa ny ôla sasagny ze nino, ze tao amin'ny tarik'ireo Fariseo, de nitsangana sy niteny hoe: "Ilaina ny magnano ny famorana an'azy reo sy ny mibeko an'azy reo hitandrina ny lalàn'i Mosesy." No zany reo apostoly sy reo loholona de niara-nivory mba handinika zany zava-misy zany. \ No newline at end of file +\v 5 Nefa ny ôla sasagny ze nino, ze tao amin'ny tarik'ireo Fariseo, de nitsangana sy niteny hoe: "Ilaina ny magnano ny famorana an'azy reo sy ny mibeko an'azy reo hitandrina ny lalàn'i Mosesy." \v 6 No zany reo apostoly sy reo loholona de niara-nivory mba handinika zany zava-misy zany. \ No newline at end of file