diff --git a/17/13.txt b/17/13.txt index 6f21af2..b4f1f1e 100644 --- a/17/13.txt +++ b/17/13.txt @@ -1 +1 @@ -Fa reo Jiosin'ny Tesalonika rafa nareigny fa i Paoly de nagnambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria iany kô, de nandeha tegny zareo ary nampitabataba sy nampikorontagna reo vahôka. Ary avy hatraigny, reo rahalà nandefa an'i Paoly ho aigny an-dranomasina, fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo. Reo ze nitarika sy \ No newline at end of file +Fa reo Jiosin'ny Tesalonika rafa nareigny fa i Paoly de nagnambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria iany kô, de nandeha tegny zareo ary nampitabataba sy nampikorontagna reo vahôka. Ary avy hatraigny, reo rahalà nandefa an'i Paoly ho aigny an-dranomasina, fa i Silasy sy i Timoty nijanona teo. Reo ze nitarika an'i Paoly nitondra an'azy hatraigny am'tanànan'i Atena. Raha namela an'i Paoly takeo izy reo, de nandramby torolàlana avy aminazy ho an'i Silasy sy \ No newline at end of file