auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:02:21 +03:00 committed by root
parent 12557f113b
commit 89677d90b9
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha vitan'i Paoly ny ferovan-tegnany, de nitare tamin'ny feo mafy Festosy hoe: "Paoly, very saigna anao; ny fianaranao be lôtra no natonga an'nao ho very saigna." Fa ozy Paoly hoe: "Tsy very saigna za, ry festosy
Raha vitan'i Paoly ny ferovan-tegnany, de nitare tamin'ny feo mafy Festosy hoe: "Paoly, very saigna anao; ny fianaranao be lôtra no natonga an'nao ho very saigna." Fa ozy Paoly hoe: "Tsy very saigna za, ry Festosy tsara ndrindra; fa amin'ny fasahiana za no mikoragna teny fahamarinana sy fahamatorana. Fa ny mpanjaka mafantatra momba an'zany ra zany; ary noho zany, mikoragna an-kalalahana amin'azy za, fa resy latra fa tsisy tam'zany nasitrika tamin'azy; satria tsy natao taigny amin'ny takona zany.

1
26/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Mino ny mpaminagny ma anao,