auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-08 07:59:38 +08:00 committed by root
parent 1f9c33b59d
commit 868006ea22
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly, ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paol
Ary nandany fotôna betsaka zahay, eaf dila iany kô ny fotôna fifaden-kanin'reo Jiosy, ary efa lasana nampidi-doza ny miondrana an-tsambo. Ka de nampitandrina an'jareo Paoly, ary nitare hoe: "Ry leilà, hitako fa ty de ze ho ataontsika ty de hisy faratrana sy fatinatoka betsaka, tsy ho an'ny entana sy ny sambo fôgna, fa ho an'ny aignantsika kô." Fa ny kapiteny nagnome lanja betsaka ny mpitondra sy ny tompon'ny sambo no reo ra ze vôlazan'i Paoly.

1
27/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Satria ao am'seragnana de tsy mora raha hijanonana mandritry ny ririnina, de betsaka tam'reo mpetsambo no nagnatoro hevitra ny hiondrana hiala teo, fa ndrao mba afaka hi