auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:19 +03:00 committed by root
parent 4911de9630
commit 8439d25f35
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary kô, betsaka tam'reo mpino no nagnatona sy nibebaka ary niaika reo ra ratsy ze vitan-jareo. Betsaka reo nilalao ody no niara-nitondra ny bokin-jareo sy nandoro zany takeo amason
Ary kô, betsaka tam'reo mpino no nagnatona sy nibebaka ary niaika reo ra ratsy ze vitan-jareo. Betsaka reo nilalao ody no niara-nitondra ny bokin-jareo sy nandoro zany takeo amason'ny tsiraikaraika. Rafa nagnisa ny tombam-bidin'reny zareo, de farantsa volafotsy dimy alina zany. Ka niparitaka fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo.

1
19/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary rafa navita ny asa fanompôny taigny Efesosy i Paoly, de nanapa-kevitra tamin'ny fagnahy izy mbô handalo an'i