From 7f52385abed205e709df610279a37f9f6e20afa7 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 08/20.txt | 2 +- 08/26.txt | 2 +- 08/32.txt | 2 +- 08/34.txt | 2 +- 4 files changed, 4 insertions(+), 4 deletions(-) diff --git a/08/20.txt b/08/20.txt index d4a7309..e99c1d4 100644 --- a/08/20.txt +++ b/08/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 22 \v 23 \v 21 Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao? \ No newline at end of file +\v 20 Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny volafotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. \v 22 Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. \v 23 Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. \v 21 Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao? \ No newline at end of file diff --git a/08/26.txt b/08/26.txt index fddaef0..77dd137 100644 --- a/08/26.txt +++ b/08/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 \v 28 Ary nisy anjelin'ny Tompo nikôragna tamin'i Filipo sady nitare hoe: 'Mitsangàna ary mandeana magnatsimo amin'ny lalana midigna avy aigny Jerosalema mankaigny Gaza." (Io lalana io de aigny agnefitra.) De nitsangana izy rary nande. Ndreo, fa nisy leila avy aigny Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjakavavan'reo Etiopiana. Izy no nitantana ny harenany daôly. Tonga taigny Jerosalema izy mba hidera. Ary nody izy ka nipetraka takeo amin'ny Kalesany, ary namaky ny bokin'Isaia mpaminagny. \ No newline at end of file +\v 26 Ary nisy anjelin'ny Tompo nikôragna tamin'i Filipo sady nitare hoe: 'Mitsangàna ary mandeana magnatsimo amin'ny lalana midigna avy aigny Jerosalema mankaigny Gaza." (Io lalana io de aigny agnefitra.) \v 27 De nitsangana izy rary nande. Ndreo, fa nisy leila avy aigny Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjakavavan'reo Etiopiana. Izy no nitantana ny harenany daôly. Tonga taigny Jerosalema izy mba hidera. \v 28 Ary nody izy ka nipetraka takeo amin'ny Kalesany, ary namaky ny bokin'Isaia mpaminagny. \ No newline at end of file diff --git a/08/32.txt b/08/32.txt index 134bdf0..4844e2d 100644 --- a/08/32.txt +++ b/08/32.txt @@ -1 +1 @@ -Ary ny andalan-tsoratra masina ze novakin'le Etiopiana de nagnano hoe: Nentina novonoina ôtran'ny ondry izy, ary ôtran'ny zanak'ondry izy. Fa tamin'ny fangalam-baraka an'azy de nalana tamin'azy ny rariny. Iza no afaka hamaritra tanteraka reo taranagny? \ No newline at end of file +\v 32 \v 33 Ary ny andalan-tsoratra masina ze novakin'le Etiopiana de nagnano hoe: Nentina novonoina ôtran'ny ondry izy, ary ôtran'ny zanak'ondry izy. Fa tamin'ny fangalam-baraka an'azy de nalana tamin'azy ny rariny. Iza no afaka hamaritra tanteraka reo taranagny? \ No newline at end of file diff --git a/08/34.txt b/08/34.txt index 5903c6b..cceaa5a 100644 --- a/08/34.txt +++ b/08/34.txt @@ -1 +1 @@ -Noho zany de nagnotany an'i le tandapa i Filipo, nagnano hoe: "Mitalaho aminao za, iza no koragnin'io mpaminagny io, ny tegnany ma se olon-kafa? Nanomboka nitare i Filipo, ary nanomboka tam'zany soratra masina izany de nitoriany ny filazantsar momba an'i Jesosy tamin'azy. \ No newline at end of file +\v 34 \v 35 Noho zany de nagnotany an'i le tandapa i Filipo, nagnano hoe: "Mitalaho aminao za, iza no koragnin'io mpaminagny io, ny tegnany ma se olon-kafa? Nanomboka nitare i Filipo, ary nanomboka tam'zany soratra masina izany de nitoriany ny filazantsar momba an'i Jesosy tamin'azy. \ No newline at end of file