auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-25 17:38:15 +08:00 committed by root
parent bd81ba6bce
commit 7e53f1d36a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 35 \v 36 \v 37 Ary izy niteny tam-jareo hoe: "Leila Israely, tamdremo tsara ny amin'ny ra ze atanonareo miaraka am'reo ôla reo. Fa taigny alôha taigny. Teodasy nilaza ny tegnany ho ra, ary vondron'ôla, tokony ho efa-jato, nagnaraka an'azy. Novonoina izy, ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka ary tonga tsinontinona. Avy teo io leila
\v 35 \v 36 \v 37 Ary izy niteny tam-jareo hoe: "Leila Israely, tamdremo tsara ny amin'ny ra ze atanonareo miaraka am'reo ôla reo. Fa taigny alôha taigny. Teodasy nilaza ny tegnany ho ra, ary vondron'ôla, tokony ho efa-jato, nagnaraka an'azy. Novonoina izy, ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka ary tonga tsinontinona. Avy teo io leila io, Jodasy avy aigny Galilia de nitsangana tamin'ny andron'ny fagnisana ary nitôna ôla betsaka hagnaraka an'azy. Izy ihay kô de novonona ary reo ze nagneky an'azy de niparitaka.

1
05/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary am'zao de lazaiko aminareo