diff --git a/19/08.txt b/19/08.txt index 23bbb65..b67a60f 100644 --- a/19/08.txt +++ b/19/08.txt @@ -1 +1 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Niditra takao amin'ny sinagoga i Paoly ary nikoragna am-pasahiana nandritry ny telo volana, nandresy lahatra sy nampanaiky an-jareo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra. Fa rafa mafy fo sy tsy nankatoa reo Jiosy sasagny, de nagnomboka niteny ratsy ny Lalàna takeo agnolôn'ny vahôka zareo. Ka nilaozan'i Paoly zareo ary nentiny reo mpianatra, nandresy lahatra an-jareo isan'andro takao amin'ny efitragno fampianaran'i Tiraniana. Nitohy nandritry ny roa taona zany, ka ze daôly nipetraka takao Asia de naregny ny tenin'ny Tompo, ary reo Jiosy sy reo Grika. \ No newline at end of file +\v 8 Niditra takao amin'ny sinagoga i Paoly ary nikoragna am-pasahiana nandritry ny telo volana, nandresy lahatra sy nampanaiky an-jareo ny momba ny fanjakan'Andriamanitra. \v 9 Fa rafa mafy fo sy tsy nankatoa reo Jiosy sasagny, de nagnomboka niteny ratsy ny Lalàna takeo agnolôn'ny vahôka zareo. Ka nilaozan'i Paoly zareo ary nentiny reo mpianatra, nandresy lahatra an-jareo isan'andro takao amin'ny efitragno fampianaran'i Tiraniana. \v 10 Nitohy nandritry ny roa taona zany, ka ze daôly nipetraka takao Asia de naregny ny tenin'ny Tompo, ary reo Jiosy sy reo Grika. \ No newline at end of file diff --git a/19/11.txt b/19/11.txt index 8d9af95..356330d 100644 --- a/19/11.txt +++ b/19/11.txt @@ -1 +1 @@ -\v 11 \v 12 Andriamanitra nagnano asa magaga tamin'ny alalan'i Paoly, ka na de reo mosoara sy aron'akanjo ze nikasika an'azy aza de natao tamin'ny marary ka sitrana ny aretin-jareo ary nivôka avy takao amin-jareo reo fagnahy ratsy. \ No newline at end of file +\v 11 Andriamanitra nagnano asa magaga tamin'ny alalan'i Paoly, \v 12 ka na de reo mosoara sy aron'akanjo ze nikasika an'azy aza de natao tamin'ny marary ka sitrana ny aretin-jareo ary nivôka avy takao amin-jareo reo fagnahy ratsy. \ No newline at end of file diff --git a/19/13.txt b/19/13.txt index 47ee471..729faaa 100644 --- a/19/13.txt +++ b/19/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 \v 14 Fa nisy Jiosy mpangala fagnahy ratsy nande taigny an-tôrana. Nagnantso ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo mbô hananan-jareo hery hanoerana ny fagnahy ratsy rafa niteny zareo hoe: "Amin'ny alalan'i Jesosy ze nambaran'i Paoly, mandidy an'nao za mbô hivôka." Ny mpisorognabe Jiosy mitondra ny agnarany hoe Skeva ary nanagn-janaka fito lahy no nagnano zany. \ No newline at end of file +\v 13 Fa nisy Jiosy mpangala fagnahy ratsy nande taigny an-tôrana. Nagnantso ny agnaran'ny Tompo Jesosy zareo mbô hananan-jareo hery hanoerana ny fagnahy ratsy rafa niteny zareo hoe: "Amin'ny alalan'i Jesosy ze nambaran'i Paoly, mandidy an'nao za mbô hivôka." \v 14 Ny mpisorognabe Jiosy mitondra ny agnarany hoe Skeva ary nanagn-janaka fito lahy no nagnano zany. \ No newline at end of file diff --git a/19/15.txt b/19/15.txt index 5d63470..c3a86b4 100644 --- a/19/15.txt +++ b/19/15.txt @@ -1 +1 @@ -\v 15 \v 16 \v 17 Nisy fagnahy ratsy namaly an-jareo hoe: "Fantatro Jesosy, ary fantatro Paoly; fa mba iza ma anareo?" Ny fagnahy ratsy takao am'le leila de nentôraka tam'reo mpagnala devoly ary nilefa avy takao am'le tragno niboridana sy naratra. Lasana fantatry ny daôly zany, sy reo Jiosy sy reo Jentilisa, ze nipetraka taigny Efesosy. Lasana natatra mafy zareo, ka ny agnaran'ny Tompo Jesosy de namem-boninatra. \ No newline at end of file +\v 15 Nisy fagnahy ratsy namaly an-jareo hoe: "Fantatro Jesosy, ary fantatro Paoly; fa mba iza ma anareo?" \v 16 Ny fagnahy ratsy takao am'le leila de nentôraka tam'reo mpagnala devoly ary nilefa avy takao am'le tragno niboridana sy naratra. \v 17 Lasana fantatry ny daôly zany, sy reo Jiosy sy reo Jentilisa, ze nipetraka taigny Efesosy. Lasana natatra mafy zareo, ka ny agnaran'ny Tompo Jesosy de namem-boninatra. \ No newline at end of file diff --git a/19/18.txt b/19/18.txt index c8b8069..1992825 100644 --- a/19/18.txt +++ b/19/18.txt @@ -1 +1 @@ -\v 18 \v 19 \v 20 Ary kô, betsaka tam'reo mpino no nagnatona sy nibebaka ary niaika reo ra ratsy ze vitan-jareo. Betsaka reo nilalao ody no niara-nitondra ny bokin-jareo sy nandoro zany takeo amason'ny tsiraikaraika. Rafa nagnisa ny tombam-bidin'reny zareo, de farantsa volafotsy dimy alina zany. Ka niparitaka fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo. \ No newline at end of file +\v 18 Ary kô, betsaka tam'reo mpino no nagnatona sy nibebaka ary niaika reo ra ratsy ze vitan-jareo. \v 19 Betsaka reo nilalao ody no niara-nitondra ny bokin-jareo sy nandoro zany takeo amason'ny tsiraikaraika. Rafa nagnisa ny tombam-bidin'reny zareo, de farantsa volafotsy dimy alina zany. \v 20 Ka niparitaka fatratra tamin'ny fomba matanjaka ny tenin'ny Tompo. \ No newline at end of file diff --git a/19/21.txt b/19/21.txt index 7394088..9153bfa 100644 --- a/19/21.txt +++ b/19/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 \v 22 Ary rafa navita ny asa fanompôny taigny Efesosy i Paoly, de nanapa-kevitra tamin'ny fagnahy izy mbô handalo an'i Makedonia sy Akaia taigny an-dalany mankaigny Jerosalema, ozy : "Rafa avy aigny za, de tsy maintsy mankaigny Roma iany kô." Paoly nandefa roey tam'reo manampy an'azy ho ankaigny Makedonia, i Timoty sy Erasto, ze nanampy an'azy. Fa izy tegnany nijanona fotôna foika taigny Asia. \ No newline at end of file +\v 21 Ary rafa navita ny asa fanompôny taigny Efesosy i Paoly, de nanapa-kevitra tamin'ny fagnahy izy mbô handalo an'i Makedonia sy Akaia taigny an-dalany mankaigny Jerosalema, ozy : "Rafa avy aigny za, de tsy maintsy mankaigny Roma iany kô." \v 22 Paoly nandefa roey tam'reo manampy an'azy ho ankaigny Makedonia, i Timoty sy Erasto, ze nanampy an'azy. Fa izy tegnany nijanona fotôna foika taigny Asia. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index 3310020..3f615ba 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -326,6 +326,12 @@ "19-title", "19-01", "19-03", + "19-05", + "19-08", + "19-11", + "19-13", + "19-15", + "19-18", "20-01", "20-04", "20-07",