auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent 7229aa6b13
commit 7c03424de2
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria
Fa reo mpino ze niparitaka de nande nitory ny teny. Filipo de nidigna taigny amin'ny tanàn-deiben'ny Samaria ary nitory an'i Kristy tamin-jareo.

1
08/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa nareigny sy natazagna reo famantarana ze nataon'i Filipo ny vahôka maro, de nifantoka tsara tam'ze nolazainy zareo. Reo fagna maloto de nivôka tamin'reo maro ze nidirany, ka nihaikaika mafy, ary maro tamin'reo malemy sy kilemaina no sitragna. Noho zany de nisy f