auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 20:03:19 +03:00 committed by root
parent ceedd3cbde
commit 7ae2b02701
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe i Diana an'i Efesosy." Feno fifanjevona tanàna ray manontolo, ary niara-nifagnaretsaka ho akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra ny vahôka. Vôsambotr'zareo reo mpiara-dia tamin'i Paoly, Gaio sy Aristarko, ze avy aigny Makedonia.
Rafa naregny an'zany zareo, de feno fasosena zareo ka nikikika mafy, nagnano hoe: "Lehibe i Diana an'i Efesiosy." Feno fifanjevona tanàna ray manontolo, ary niara-nifagnaretsaka ho akao amin'ny tragno fagnanôvana fampisehoana an-tsehatra ny vahôka. Vôsambotr'zareo reo mpiara-dia tamin'i Paoly, Gaio sy Aristarko, ze avy aigny Makedonia.

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao
Rafa nampangina ny vahôka ny leben'ny tanàna, de niteny izy hoe: "Anao ôlon'ny Efesiosy, ôla iza no takeo ka tsy nafantatra fa ny tanànan'ny Efesiana de mpiambina ny tempolin'i Diana lehibe sy ny sar ze nilatsaka avy aigny an-dagnitra? Ary hita avekeo fa tsy azo lavina reo ra reo, de toko