auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent c65acbbb9a
commit 75d2a11040
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nagnatso tao Kaisaria i Paoly, de niakatra izy ka niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema ary nidigna nankaigny Antioky avy akeo. Rafa avy nitôtra ora maromaro takao izy, de niainga i Paoly ka nitety reo faritr'i Galatia sy Frygia ary nankahery ny mpianatra daô
Rafa nagnatso tao Kaisaria i Paoly, de niakatra izy ka niarahaba ny fiangonan'ny Jerosalema ary nidigna nankaigny Antioky avy akeo. Rafa avy nitôtra ora maromaro takao izy, de niainga i Paoly ka nitety reo faritr'i Galatia sy Frygia ary nankahery ny mpianatra daôly.

1
18/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary nisy Jiosy raika nantsovina hoe Apolosy, teraka taigny Aleksandria, tonga takao Efesosy. Izy de nahay nanda-teny sady nalala tsara ny Soratra Masina. Apolosy de nampegnarina tamin'ny fampegnaran'ny Tompo. Mafatra-po amin'ny fagna, izy