auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 15:53:37 +08:00 committed by root
parent 4a58946756
commit 750c79ab9e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nisy anjelin'ny Tompo nikôragna tamin'i Filipo sady nitare hoe: 'Mitsangàna ary mandeana magnatsimo amin'ny lalana midigna avy aigny Jerosalema mankaigny Gaza." (Io lalana io de aigny agnefitra.) De nitsangana izy rary nande. Ndreo, fa nisy leila avy aigny Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjakavavan'reo Etiopiana. Izy no nitantana ny harenany daôly. Tonga taigny Jerosalema izy mba
Ary nisy anjelin'ny Tompo nikôragna tamin'i Filipo sady nitare hoe: 'Mitsangàna ary mandeana magnatsimo amin'ny lalana midigna avy aigny Jerosalema mankaigny Gaza." (Io lalana io de aigny agnefitra.) De nitsangana izy rary nande. Ndreo, fa nisy leila avy aigny Etiopia, tandapan'ny Kandasy, mpanjakavavan'reo Etiopiana. Izy no nitantana ny harenany daôly. Tonga taigny Jerosalema izy mba hidera. Ary nody izy ka nipetraka takeo amin'ny Kalesany, ary namaky ny bokin'Isaia mpaminagny.

1
08/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary le fagna nitare tam'i Fili