auto save
This commit is contained in:
parent
1ec530161e
commit
742bf2703f
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Kornelio niteny hoe: "Efatra andro talôn'zao ora zao, de nivavaka tao an-dragnoko za tamin'ny ora faha sivy, ary nahita leila raika nitsangana teo agnolônako nagnano akanno mamirapiratra. Ozy hoe: "Ry Kornelio, efa reignin'Andriamanitra ny vavakao ary reo fagnomezana ho an'reo mahantra de mampatsiaro an'Andriamanitra ny momba an'nao. No zany de magnirà ôla ho aigny Jopa, ary antsovo mankaigny aminao le leila atao hoe: Simona ze antsovina hoe Petera. Mipetraka akao an-dragnon'i Simona mpandon-koditra antsovina hoe: Simona izy, ze akao amoron-dranomasina. (Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Rafa tonga izy de hikoragna amina.) Ary avy hatraigny de nalefako taigny aminao. Tsara ny fatongavanao. Ary am'zao fotôna zao tsika daôly tonga aketo amason'Adnri
|
||||
Kornelio niteny hoe: "Efatra andro talôn'zao ora zao, de nivavaka tao an-dragnoko za tamin'ny ora faha sivy, ary nahita leila raika nitsangana teo agnolônako nagnano akanno mamirapiratra. Ozy hoe: "Ry Kornelio, efa reignin'Andriamanitra ny vavakao ary reo fagnomezana ho an'reo mahantra de mampatsiaro an'Andriamanitra ny momba an'nao. No zany de magnirà ôla ho aigny Jopa, ary antsovo mankaigny aminao le leila atao hoe: Simona ze antsovina hoe Petera. Mipetraka akao an-dragnon'i Simona mpandon-koditra antsovina hoe: Simona izy, ze akao amoron-dranomasina. (Fagnamarinana: Ny dikan-teny talô de magnampy hoe: "Rafa tonga izy de hikoragna amina.) Ary avy hatraigny de nalefako taigny aminao. Tsara ny fatongavanao. Ary am'zao fotôna zao tsika daôly tonga aketo amason'Ad
|
Loading…
Reference in New Issue