auto save
This commit is contained in:
parent
b8964111d4
commit
7223b5c6c9
|
@ -1 +1 @@
|
|||
Natazagna ôla antsovina hoe Aenasy takao izy, ze efa teo am-pandreny nandritry ny valo taona
|
||||
Natazagna ôla antsovina hoe Aenasy takao izy, ze efa teo am-pandreny nandritry ny valo taona, satria nalemy izy. Petera nitare tamin'azy hoe: "Aenasy, magnasitrana an'nao Jesosy Kristy. Mitsangàna ary amboary ny fandrenao," ary niaraka tam'zany de nitsangana izy. Fa ze daôly nipetraka takao Lyda sy tao Sarona de nahita ny leila ka nitodika tamin'ny Tompo zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue