auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 49ab95e9e2
commit 6de31ea751
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ny Apostoly, Barnabasy sy Paoly, rafa nandregny zany de nandrovitra ny fitafiany zareo ka nande malaky ho akao agnaty vahôka, nitaraigna sy nitare hoe: "Ry leila, magnino anareo no magnano an'zao ra zao? Zahay iany kô de ôlombelona mitovy fahatsapana aminareo iany. Zahay
Fa ny Apostoly, Barnabasy sy Paoly, rafa nandregny zany de nandrovitra ny fitafiany zareo ka nande malaky ho akao agnaty vahôka, nitaraigna sy nitare hoe: "Ry leila, magnino anareo no magnano an'zao ra zao? Zahay iany kô de ôlombelona mitovy fahatsapana aminareo iany. Zahay mitondra ny filazantsara ho an'nareo, mbô hitodihanareo hiala am'zao zava-pôgna zao ho aigny amin'Andriamanitra velona, ze nagnano ny lagnitra, ny tany, ary ny ranomaina sy ny ra daôly ze akao amin'azy. Tamin'ny andro talô, Izy de namela ny firenena daôly nande tamin'ny lalany manokana avy.

1
14/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Kanefa, Izy de tsy namela ny tegnany tsisy vv