auto save
This commit is contained in:
parent
ab30626687
commit
6a25b71a51
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
Saoly namaly hoe: "Iza ma Anao, Tompo?" Ozy ny Tompo: "Za no Jesosy ze kinjehinao, fa mitsangàna, midira akao amin'ny tan
|
Saoly namaly hoe: "Iza ma Anao, Tompo?" Ozy ny Tompo: "Za no Jesosy ze kinjehinao, fa mitsangàna, midira akao amin'ny tanàna, ary ho lazaina aminao ze tsy maintsy ho ataonao." Ny leila ze niara-de tamin'i Saoly de nitsangana tsy nahavôlagna, nandregny ny feo, fa tsy nahita an'iza n'iza.
|
Loading…
Reference in New Issue