From 6a20a1be81bf28baa8288a344883254c634e1996 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Thu, 28 May 2020 15:36:05 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 07/14.txt | 2 +- 07/17.txt | 2 +- 07/20.txt | 2 +- 07/22.txt | 2 +- 07/26.txt | 2 +- 07/29.txt | 2 +- 07/31.txt | 2 +- 07/33.txt | 2 +- 07/35.txt | 2 +- 07/38.txt | 2 +- 07/41.txt | 2 +- 11 files changed, 11 insertions(+), 11 deletions(-) diff --git a/07/14.txt b/07/14.txt index 1f77792..e7b3a4f 100644 --- a/07/14.txt +++ b/07/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 \v 15 \v 16 Josefa de naniraka reo rahalany hiteny an'i jakoba rainy mba hoavy aigny Egypta, miaraka am'reo havany daôly, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo ôla raha atambatra. No zany Jakoba de nidina takao Egypta, ary maty izy, izy sy reo razantsika. Nolajaina ho aigny Sekema izy reo ary nalevina takao am'le fasagna ze novidin'i Abrahama tamin'ny volafotsy tam'reo zanak'i Hamora taigny Sekema. \ No newline at end of file +\v 14 Josefa de naniraka reo rahalany hiteny an'i jakoba rainy mba hoavy aigny Egypta, miaraka am'reo havany daôly, teo amin'ny dimy ambin'ny fitopolo ôla raha atambatra. \v 15 No zany Jakoba de nidina takao Egypta, ary maty izy, izy sy reo razantsika. \v 16 Nolajaina ho aigny Sekema izy reo ary nalevina takao am'le fasagna ze novidin'i Abrahama tamin'ny volafotsy tam'reo zanak'i Hamora taigny Sekema. \ No newline at end of file diff --git a/07/17.txt b/07/17.txt index f66d990..e7030f4 100644 --- a/07/17.txt +++ b/07/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 \v 18 \v 19 Rafa nagnakeky ny fotônan'le fampagnantenana, le fampagnantenana ze nataon'Andriamanitra tam'i Abrahama, de nihabetsaka sy nitombo ny ôla takao Egypta, mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa takao Egypta, mpanjaka ze tsy nafantatra ny momba an'i Josefa. Io mpanjaka io ihany no namitaka ny vahôkantsika sy nampahory reo razantsika, zareo de nanery ny razantsika handao reo zanagny ambava loza mba tsy ho velona. \ No newline at end of file +\v 17 Rafa nagnakeky ny fotônan'le fampagnantenana, le fampagnantenana ze nataon'Andriamanitra tam'i Abrahama, de nihabetsaka sy nitombo ny ôla takao Egypta,\v 18 mandra-pitsangan'ny mpanjaka hafa takao Egypta, mpanjaka ze tsy nafantatra ny momba an'i Josefa. \v 19 Io mpanjaka io ihany no namitaka ny vahôkantsika sy nampahory reo razantsika, zareo de nanery ny razantsika handao reo zanagny ambava loza mba tsy ho velona. \ No newline at end of file diff --git a/07/20.txt b/07/20.txt index 0bc52e6..3016563 100644 --- a/07/20.txt +++ b/07/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 \v 21 Tam-zany fotôgna zany i Mosesy no teraka; izy de tsara takeo agnatrehan'Andriamanitra ary notazaina telo volana takao an-dragnon'ny Rainy. Rafa navôka teigny abelagny izy, de ny zanaka vavin'i Farao no nanangana sy nitaiza an'azy salan'ny zanagny là. \ No newline at end of file +\v 20 Tam-zany fotôgna zany i Mosesy no teraka; izy de tsara takeo agnatrehan'Andriamanitra ary notazaina telo volana takao an-dragnon'ny Rainy. \v 21 Rafa navôka teigny abelagny izy, de ny zanaka vavin'i Farao no nanangana sy nitaiza an'azy salan'ny zanagny là. \ No newline at end of file diff --git a/07/22.txt b/07/22.txt index c41af4c..2a45a6f 100644 --- a/07/22.txt +++ b/07/22.txt @@ -1 +1 @@ -\v 22 \v 23 \v 24 \v 25 I Mosesy de nampenarina reo fahendrena daôly nanagnan'ny Egyptiana, ary izy de nahery tamin'ny teniny sy ny asany. Ka rafa ho efapolo taona izy, tonga takao am-pony ny hitsidika reo rahalany, zanak'Israely. Nahita israelita raika ze nampahoriana ka niaro an'azy i Mosesy sady namaly an'le ze nampahory an'azy tamin'ny famonona le Egyptianina: Nihevitra izy fa ho azon'reo rahalany fa tamin'ny alalan'ny tagnany Andriamanitra no nagnavotra an'azy reo, nefa de tsy azon'jareo izany. \ No newline at end of file +\v 22 I Mosesy de nampenarina reo fahendrena daôly nanagnan'ny Egyptiana, ary izy de nahery tamin'ny teniny sy ny asany. \v 23 Ka rafa ho efapolo taona izy, tonga takao am-pony ny hitsidika reo rahalany, zanak'Israely.\v 24 Nahita israelita raika ze nampahoriana ka niaro an'azy i Mosesy sady namaly an'le ze nampahory an'azy tamin'ny famonona le Egyptianina: \v 25 Nihevitra izy fa ho azon'reo rahalany fa tamin'ny alalan'ny tagnany Andriamanitra no nagnavotra an'azy reo, nefa de tsy azon'jareo izany. \ No newline at end of file diff --git a/07/26.txt b/07/26.txt index 8d59472..e7db778 100644 --- a/07/26.txt +++ b/07/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 \v 28 Ny andro manaraka de tonga takao am'reo Israelita sasagny izy raha zareo nifamaly; nanadrana ny nampitony ny tsiraikaraika avy izy, niteny hoe: "Ry leilà, anareo de mpirahalà, magnino anareo no mifandratra?" Fa ny raika ze nagnano tsy nety tamin'ny namany nandrisika an'azy, ary niteny hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? Tenao ma ny hamono anà, salan'ny namonoanao reo Egyptianina omaly?" \ No newline at end of file +\v 26 Ny andro manaraka de tonga takao am'reo Israelita sasagny izy raha zareo nifamaly; nanadrana ny nampitony ny tsiraikaraika avy izy, niteny hoe: "Ry leilà, anareo de mpirahalà, magnino anareo no mifandratra?" \v 27 Fa ny raika ze nagnano tsy nety tamin'ny namany nandrisika an'azy, ary niteny hoe: "Iza no nanendry anao ho mpanapaka sy hitsara anay? \v 28 Tenao ma ny hamono anà, salan'ny namonoanao reo Egyptianina omaly?" \ No newline at end of file diff --git a/07/29.txt b/07/29.txt index cc970c7..5e51872 100644 --- a/07/29.txt +++ b/07/29.txt @@ -1 +1 @@ -\v 29 \v 30 Nilefa i Mosesy rafa nareigny zany; lasa mpiavy izy takao amin'ny tanin'ny Midiana, ze niterahany ny zanagny roa lahy. Rafa dila ny efapolo taona, nisy anjely raika nibôgna taminazy taigny agn'efitra taigny amin'ny tanetin'ny Sinay, takeo amin'ny lelafon'le voaroy niretra. \ No newline at end of file +\v 29 Nilefa i Mosesy rafa nareigny zany; lasa mpiavy izy takao amin'ny tanin'ny Midiana, ze niterahany ny zanagny roa lahy. \v 30 Rafa dila ny efapolo taona, nisy anjely raika nibôgna taminazy taigny agn'efitra taigny amin'ny tanetin'ny Sinay, takeo amin'ny lelafon'le voaroy niretra. \ No newline at end of file diff --git a/07/31.txt b/07/31.txt index 4313535..0cc3f55 100644 --- a/07/31.txt +++ b/07/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 Rafa tazagn'i Mosesy le afo, magnana izy tam'le fahitana; ary rafa nagnantogna izy ka nijery an'je izy, indro avy aigny nisy feon'ny Tompo niteny hoe: "Za no Andriamanitr'reo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba." Nangitakitaka i Mosesy ary tsy nasà nijery. \ No newline at end of file +\v 31 Rafa tazagn'i Mosesy le afo, magnana izy tam'le fahitana; ary rafa nagnantogna izy ka nijery an'je izy, indro avy aigny nisy feon'ny Tompo niteny hoe: \v 32 "Za no Andriamanitr'reo razanao, Andriamanitr'Abrahama, sy Isaka, ary Jakoba." Nangitakitaka i Mosesy ary tsy nasà nijery. \ No newline at end of file diff --git a/07/33.txt b/07/33.txt index 660d4b8..b02a2e1 100644 --- a/07/33.txt +++ b/07/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 \v 34 Ny Tompo niteny taminazy hoe: "Alao ny kapa am'tongotrao, fa io tôrana ze hitsangananao io de tany masina. Efa hitako tokôtrany ny fijalen'ny vahôkako ze akao Egypta, hegniko ny fitaraignan'jareo, ary efa nidingna nagnavotra an'azy reo Za; ka am-zao, alefako ho aigny Egypta enao." \ No newline at end of file +\v 33 Ny Tompo niteny taminazy hoe: "Alao ny kapa am'tongotrao, fa io tôrana ze hitsangananao io de tany masina. \v 34 Efa hitako tokôtrany ny fijalen'ny vahôkako ze akao Egypta, hegniko ny fitaraignan'jareo, ary efa nidingna nagnavotra an'azy reo Za; ka am-zao, alefako ho aigny Egypta enao." \ No newline at end of file diff --git a/07/35.txt b/07/35.txt index c6e7a32..9b50c91 100644 --- a/07/35.txt +++ b/07/35.txt @@ -1 +1 @@ -\v 35 \v 36 \v 37 Io le Mosesy ze nolavin'jareo, rafa niteny izy reo hoe: "Iza no nanendry an'nao ho mpanapaka sy ho mpitsara?" Izy le tokana ze nalefan'Andriamanitra sady ho mpanapaka no mpagnavotra. Andriamanitra nandefa an'azy tamin'ny alalan'le anjely ze nibôgna tam'i Mosesy teo am'vôroy. Nitarika an'jareo hiala tao Egypta i Mosesy, rafa avy nagnano fagagana sy famantarana tao Egypta sy taigny am'ranomasina mena, ary taigny an'efitrra nandritry ny efapolo taona. Io iany le Mosesy ze niteny tam'vahôkan'Israely hoe: "Andriamanitra de hanangana mpaminagny ho an'nareo aketo am'rahalanareo, mpaminagny sala anà." \ No newline at end of file +\v 35 Io le Mosesy ze nolavin'jareo, rafa niteny izy reo hoe: "Iza no nanendry an'nao ho mpanapaka sy ho mpitsara?" Izy le tokana ze nalefan'Andriamanitra sady ho mpanapaka no mpagnavotra. Andriamanitra nandefa an'azy tamin'ny alalan'le anjely ze nibôgna tam'i Mosesy teo am'vôroy. \v 36 Nitarika an'jareo hiala tao Egypta i Mosesy, rafa avy nagnano fagagana sy famantarana tao Egypta sy taigny am'ranomasina mena, ary taigny an'efitrra nandritry ny efapolo taona. \v 37 Io iany le Mosesy ze niteny tam'vahôkan'Israely hoe: "Andriamanitra de hanangana mpaminagny ho an'nareo aketo am'rahalanareo, mpaminagny sala anà." \ No newline at end of file diff --git a/07/38.txt b/07/38.txt index d8f523e..69bf4b4 100644 --- a/07/38.txt +++ b/07/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 \v 39 \v 40 Izy le leilà ze tao am-pengonana tao an'efitra niaraka tam'le anjely ze niteny taminazy taigny am'tanetin'i Sinay. Izy le leilà niaraka tam'reo razantsika; izy le leilà ze nandramby ny teny velona zaraina ho an'ntsika. Izy le leila ze tsy nakatoavin'reo razantsika; natosik'izy reo lavita an'jareo, ary aigny ampon'jareo de niverigna taigny Egypta izy reo. Tam'io fotôgna io niteny tam'i Arona izy reo hoe: "Hagnanôvo Andriamanitra zahay hitarika an'nay, ôtran'i Mosesy, ze nitarika antsika hivôka an'ny Egypta, tsy fantatsika ze nitranga taminy?" \ No newline at end of file +\v 38 Izy le leilà ze tao am-pengonana tao an'efitra niaraka tam'le anjely ze niteny taminazy taigny am'tanetin'i Sinay. Izy le leilà niaraka tam'reo razantsika; izy le leilà ze nandramby ny teny velona zaraina ho an'ntsika. \v 39 Izy le leila ze tsy nakatoavin'reo razantsika; natosik'izy reo lavita an'jareo, ary aigny ampon'jareo de niverigna taigny Egypta izy reo. \v 40 Tam'io fotôgna io niteny tam'i Arona izy reo hoe: "Hagnanôvo Andriamanitra zahay hitarika an'nay, ôtran'i Mosesy, ze nitarika antsika hivôka an'ny Egypta, tsy fantatsika ze nitranga taminy?" \ No newline at end of file diff --git a/07/41.txt b/07/41.txt index 16f46c4..7b288fd 100644 --- a/07/41.txt +++ b/07/41.txt @@ -1 +1 @@ -\v 41 \v 42 Ary nagnano aomby là kely izy reo tam-zany andro zany ary nitondra fagnatitra takeo am'le sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tagnany zareo. Nitodika Andriamanitra ary namela an'jareo mba ho fiderana reo kintana aigny an-dagnitra, araka ny vôsoratra takao amin'ny bokin'ny mpaminagny: "Anareo ma nanolotra anà biby maty sy fagnatitra nandritrin'ny efapolo taona takao an'efitra, tranon'ny Israely? \ No newline at end of file +\v 41 Ary nagnano aomby là kely izy reo tam-zany andro zany ary nitondra fagnatitra takeo am'le sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tagnany zareo. \v 42 Nitodika Andriamanitra ary namela an'jareo mba ho fiderana reo kintana aigny an-dagnitra, araka ny vôsoratra takao amin'ny bokin'ny mpaminagny: "Anareo ma nanolotra anà biby maty sy fagnatitra nandritrin'ny efapolo taona takao an'efitra, tranon'ny Israely? \ No newline at end of file