auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent 61c57a9a17
commit 6a1eace45e
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana
Ary tam'zany tao Ikonioma Paoly sy Barnabasy niara-niditra takao amin'ny Synagogan'ny Jiosy ka nikoragna tam-pavitrihana ary ny vahôka betsaka be Jiosy sy Grika de nino. Fa ny Jiosy ze tsy nankato kosa de nanakorontana ny fisaignan'ny jentilisa ka nahatonga an-jareo hanohitra reo ralahy.

1
14/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ka nipetraka ela takeo zareo, nitare tam-pasahiana niaraka tamin'ny herin'ny Tompo, tamin'ny nagnomezany porofo makasika ny hafatra ny amin'ny fahasoavany. Izy nagnano zany tamin'ny alalan'ny famantarana sy fagagana ze natao tamin'ny alalan'ny tagnan'