auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-27 14:43:46 +08:00 committed by root
parent d91bb4fcfc
commit 65f9013ac2
3 changed files with 3 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de mataza
Fa ozy i Petera tamin'azy hoe: "Ho levona miaraka aminao ane ny vola fotsinao, satria eritreretinao fa azo vidim-bola ny fagnomezan'Andriamanitra. Tsy managna anjara na ampahany amin'zany ra zany enao, satria ny fonao de tsy marina amin'Andriamanitra. Noho zany mibebaha amin'ny faharatsenao ary mivavaha amin'Tompo, sao mba mety hamela ny fagnirin'ny fonao Izy. Fa za de matazagna fa vôpoizin'ny lolompo sy vôfatotry ny fahotana enao?

1
08/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Simona namaly ka niteny hoe: "Mivavaha amin'ny Tompo ho anà, mba tsy hitranga aminà reo ze nolazainao."

1
08/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Raf nijoro vavolombelona sy nagnambara ny tenin'ny Tompo zareo, de niverigna taig