auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 12:42:14 +03:00 committed by root
parent f53b9a0173
commit 6501fae4a1
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo
Rafa nanendry lôholona ho an-jareo takeo amin'ny isam-piangonana zareo, sy nivavaka tamin'ny fifadian-kanina, de natolotr'zareo ho an'ny Tompo zany, ze ninoan-jareo. De nandalo tamin'i Pisidia zareo ka tonga tao Panfilia. Rafa nagnambara ny teny takao Perga zareo, de nande nidigna taigny Atalia. Avy taigny zareo no niantsambo nidigna ho aigny Antiokia, ze nahazoa-jareo ny fahasoavan'Andriamanitra ho an'ny asa ze vitan-jareo am'zao.

1
14/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Rafa tonga takao Antiokia zareo ary nanangona niaraka ny fiangonana, de nitatitra ny ra daôly ze vitan'Andriamanitra tamin-jareo, sy hoe nanakôry no namohany varavaragn'ny finoana ho an'reo Jentilisa. De nija