auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 13:51:45 +03:00 committed by root
parent b9e126e223
commit 64bf597750
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'
Tafaran'ny nanafahana an-jareo, de tonga takeo amin'ny vahôkany i Petera sy Jaona ary notateriny an-jareo ze daôly notenenin'reo lôhan'ny mpisorogna sy reo lôholona tamin-jareo. Rafa regnin-jareo zany, de niara-nanandratra ny feon-jareo ho an'Andriamanitra zareo ka nitareo hoe: "Tompo, Anao no nagnano ny lagnitra sy ny tany sy ny ranomasina, ary ze daôly akao aminy. Nitare tamin'ny alalan'ny Fanahy Masina