auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-05 20:31:57 +08:00 committed by root
parent 232fb769a4
commit 646e3fe058
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary Heroda de tezitra mafy tam-vahôkan'i Tyra sy Sidona. Niara-nankaigny aminazy izy reo. Nandresy lahatra an'i Blasto izy reo, le mpanampin'ny mpanjaka, mba hanampy an'azy reo. De nangataka fihavanana izy reo, satria ny tagnànan'jareo de mandray ny ahaniny avy am-panjakan'ny tagnàna. Tamin'ny andro vôtondro Heroda de nampenkanjo ny tegnany akanjona mpanjaka ary nipetraka takeo am'seza fendrianana; nikabaray tam-jareo izy
Ary Heroda de tezitra mafy tam-vahôkan'i Tyra sy Sidona. Niara-nankaigny aminazy izy reo. Nandresy lahatra an'i Blasto izy reo, le mpanampin'ny mpanjaka, mba hanampy an'azy reo. De nangataka fihavanana izy reo, satria ny tagnànan'jareo de mandray ny ahaniny avy am-panjakan'ny tagnàna. Tamin'ny andro vôtondro Heroda de nampenkanjo ny tegnany akanjona mpanjaka ary nipetraka takeo am'seza fendrianana; nikabaray tam-jareo izy.

1
12/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nikikika ny vahôka: "Zany de feona andriamanitra, fa tsy an'ôla! Teo no eo de nisy anjelin'ny Tompo naninaka an'azy; satria tsy nagnome voninahitra an'Andriamanitra izy; no