auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-11 16:45:11 +03:00 committed by root
parent 985dc7a968
commit 632316b9e6
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa namaly Ananiasy hoe: "Tompo, efa nandregny tamin'ny maro momba an'io ôla io za, makasika ny ratsy nataony tamin'ny ôla masina tao Jerosalema. Nanagna faefana tam'reo lôhan'ny mpisorogna izy mbô hisambotra ze daôly ma
Fa namaly Ananiasy hoe: "Tompo, efa nandregny tamin'ny maro momba an'io ôla io za, makasika ny ratsy nataony tamin'ny ôla masina tao Jerosalema. Nanagna faefana tam'reo lôhan'ny mpisorogna izy mbô hisambotra ze daôly magnantso ny Agnaranao aketo." Fa ny Tompo nitare tamin'azy hoe: "Mandiana, fa izy de fitaovana nofidiko, mbô hitondra ny Agnarako akeo agnolôn'ny Jentilisa sy reo mpanjaka ary ny Zanak'Israely; fa ho abôgnako an'azy hoe magnakôry ny fijaleny noho ny amin'ny Agnarako."

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
De lasa i an