auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-06 06:32:03 +08:00 committed by root
parent 5abf676fe9
commit 60d689f307
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nalefan'reo rahalà taigny Beria ny alin'iny i Paoly sy Silasy. Rafa tonga tany izy reo, de niditra tao am'synagogan'ny Jiosy. Ary reo ôla reo de mihaja mandombolombo no reo aigny Tesalonika, fa nandray ny teny tamim-pahavonognan'ny saina daôly zareo, nandinika ny Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tegna zany tokô regny ra regny. No zany de betsaka tam-jareo no nino, tao agnatin'zany ny vevavy Grika manan-
Nalefan'reo rahalà taigny Beria ny alin'iny i Paoly sy Silasy. Rafa tonga tany izy reo, de niditra tao am'synagogan'ny Jiosy. Ary reo ôla reo de mihaja mandombolombo no reo aigny Tesalonika, fa nandray ny teny tamim-pahavonognan'ny saina daôly zareo, nandinika ny Soratra Masina isan'andro mba hahita raha tegna zany tokô regny ra regny. No zany de betsaka tam-jareo no nino, tao agnatin'zany ny vevavy Grika manan-kaja sasagny sy leilà betsaka.

1
17/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fa reo Jiosin'ny Tesalonika rafa nareigny fa i Paoly de nanambara ny tenin'Andriamanitra tao Beria iany kô, de nandeha tegny zareo ary nampitabataba sy nampikorontana reo vahôka