auto save
This commit is contained in:
parent
5922230b11
commit
5f7f535b01
|
@ -1 +1 @@
|
|||
I Mosesy de nampenarina reo fahendrena daôly nanagnan'ny Egyptiana, ary izy de nahery tamin'ny teniny sy ny asany. Ka rafa ho efapolo taona izy, tonga takao am-pony ny hitsidika reo rahalany, zanak'Israely. Nahita israelita raika ze nampahoriana ka niaro an'azy i Mosesy sady namaly an'le ze nampahory an'azy tamin'ny famom
|
||||
I Mosesy de nampenarina reo fahendrena daôly nanagnan'ny Egyptiana, ary izy de nahery tamin'ny teniny sy ny asany. Ka rafa ho efapolo taona izy, tonga takao am-pony ny hitsidika reo rahalany, zanak'Israely. Nahita israelita raika ze nampahoriana ka niaro an'azy i Mosesy sady namaly an'le ze nampahory an'azy tamin'ny famonona le Egyptianina: Nihevitra izy fa ho azon'reo rahalany fa tamin'ny alalan'ny tagnany Andriamanitra no nagnavotra an'azy reo, nefa de tsy azon'jareo izany.
|
Loading…
Reference in New Issue