auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-05-26 14:33:49 +03:00 committed by root
parent f76f6e2f0c
commit 5924af0f82
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Raha mbôla nagnano an'zany za, de nande taigny Damaskosy niaraka tamin'ny faefana sy reo didy avy am'reo lôhan'ny mpisorona; ary taigny an-dalana nankaigny, tamin'ny anjerignandro igny, ry Mpanjaka, de natazagna hazavagna avy aigny an-dagnitra za ze mamiratra noho ny masoandro ary zany de nam
Raha mbôla nagnano an'zany za, de nande taigny Damaskosy niaraka tamin'ny faefana sy reo didy avy am'reo lôhan'ny mpisorona; ary taigny an-dalana nankaigny, tamin'ny anjerignandro igny, ry Mpanjaka, de natazagna hazavagna avy aigny an-dagnitra za ze mamiratra noho ny masoandro ary zany de namiratra nagnodidigna anà sy reo leila ze niara-de taminà. Rafa lavo tamin'ny tany zahay daôly, de naregny feo niresaka taminà za ze nitare tamin'ny teny Hebreo hoe: 'Saoly, Saoly, nag