auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-05 06:47:58 +08:00 committed by root
parent 84ffb08372
commit 57f8b69889
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ary nagnano aomby là kely izy reo tam-zany andro zany ary nitondra fagnatitra takeo am'le sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tagnany zareo. Nitodika Andriamanitra ary namela an'jareo mba ho fiderana reo kintana aigny an-dagnitra, araka ny vôsoratra takao amin'ny bokin'ny mpaminagny: "Anareo ma nanolotra anà biby maty sy fagnatitra nandritrin'ny efapo
Ary nagnano aomby là kely izy reo tam-zany andro zany ary nitondra fagnatitra takeo am'le sampy, ary nifaly tamin'ny asan-tagnany zareo. Nitodika Andriamanitra ary namela an'jareo mba ho fiderana reo kintana aigny an-dagnitra, araka ny vôsoratra takao amin'ny bokin'ny mpaminagny: "Anareo ma nanolotra anà biby maty sy fagnatitra nandritrin'ny efapolo taona takao an'efitra, tranon'ny Israely?

1
07/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Nekenareo ny taberanakelin'i Mosesy se ny kintan'andriamanitra Refana, sy reo sary ze ataonareo hiderana an'azy, ary za hitondra an'nareo aigny a