From 577407593c9da13074ca1cd4289efb572a12176e Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: tsDesktop Date: Sat, 6 Jun 2020 21:09:49 +0300 Subject: [PATCH] Sat Jun 06 2020 21:09:48 GMT+0300 (E. Africa Standard Time) --- 09/23.txt | 2 +- 09/26.txt | 2 +- 09/28.txt | 2 +- 09/31.txt | 2 +- 09/33.txt | 2 +- 09/36.txt | 2 +- 09/38.txt | 2 +- 09/40.txt | 2 +- manifest.json | 7 +++++++ 9 files changed, 15 insertions(+), 8 deletions(-) diff --git a/09/23.txt b/09/23.txt index 2ee9df7..7295642 100644 --- a/09/23.txt +++ b/09/23.txt @@ -1 +1 @@ -\v 23 \v 24 \v 25 Tafaran'ny andro maromaro, niara-nagnano drafitra mbô hamono an-jareo ny Jiosy. Fa lasana fantatr'i Saoly ny tetik'zareo. Ary niandry ny vavahady magnalin'andro mbô hamono an'azy zareo. Fa niaka an'azy tamin'ny alina reo mpianany ary namela an'azy hidigna tamin'ny rindrigna, nampidigna an'azy takao agnaty harogna. \ No newline at end of file +\v 23 Tafaran'ny andro maromaro, niara-nagnano drafitra mbô hamono an-jareo ny Jiosy. \v 24 Fa lasana fantatr'i Saoly ny tetik'zareo. Ary niandry ny vavahady magnalin'andro mbô hamono an'azy zareo. \v 25 Fa niaka an'azy tamin'ny alina reo mpianany ary namela an'azy hidigna tamin'ny rindrigna, nampidigna an'azy takao agnaty harogna. \ No newline at end of file diff --git a/09/26.txt b/09/26.txt index 8e94656..c51e810 100644 --- a/09/26.txt +++ b/09/26.txt @@ -1 +1 @@ -\v 26 \v 27 Rafa tonga takeo Jerosalema izy, de nagnandrana ny hagnatona reo mpianatra i Saoly, nefa natatra an'azy daôly reo, tsy nino fa mpianatra izy. Fa niaka an'azy i Barnabasy ary nitondra an'azy takeo am'reo Apostoly, ary nilaza tam'reo izy hoe nagnakôry no nahitan'i Saoly ny Tompo taigny an-dalana sy ny nikoragnan'ny Tompo tamin'azy, ary nagnakôry no nitorian'i Saoly am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy takao Damaskosy. \ No newline at end of file +\v 26 Rafa tonga takeo Jerosalema izy, de nagnandrana ny hagnatona reo mpianatra i Saoly, nefa natatra an'azy daôly reo, tsy nino fa mpianatra izy. \v 27 Fa niaka an'azy i Barnabasy ary nitondra an'azy takeo am'reo Apostoly, ary nilaza tam'reo izy hoe nagnakôry no nahitan'i Saoly ny Tompo taigny an-dalana sy ny nikoragnan'ny Tompo tamin'azy, ary nagnakôry no nitorian'i Saoly am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy takao Damaskosy. \ No newline at end of file diff --git a/09/28.txt b/09/28.txt index 67e62f1..b2593b8 100644 --- a/09/28.txt +++ b/09/28.txt @@ -1 +1 @@ -\v 28 \v 29 \v 30 Nihaona tamin-jareo izy rafa niditra ary nivôka an'i Jerosalema. Nitare am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy Tompo izy ary niady hevitra niaraka tam'reo Jiosy Grika; nefa mbôla niezaka ny hamono an'azy fôgna zareo. Rafa fantatr'reo ralahy zany, de nentin-jareo nidigna taigny Kaisaria izy ary nalefany ho aigny Tarsosy izy. \ No newline at end of file +\v 28 Nihaona tamin-jareo izy rafa niditra ary nivôka an'i Jerosalema. Nitare am-pasahiana tamin'ny agnaran'i Jesosy Tompo izy \v 29 ary niady hevitra niaraka tam'reo Jiosy Grika; nefa mbôla niezaka ny hamono an'azy fôgna zareo. \v 30 Rafa fantatr'reo ralahy zany, de nentin-jareo nidigna taigny Kaisaria izy ary nalefany ho aigny Tarsosy izy. \ No newline at end of file diff --git a/09/31.txt b/09/31.txt index 4586502..7b81aaf 100644 --- a/09/31.txt +++ b/09/31.txt @@ -1 +1 @@ -\v 31 \v 32 Ary avekeo, ny fiangonana nanerana an'i Jodia daôly, Galilia, ary Samaria nanagna fiadanana ary vôorina; ary, nande tamin-tatra ny Tompo sy tamin'ny fampiononan'ny Fanahy Masina, ka nitombo isa ny fiangonana. De tonga zany am'zao fotôna zao, raha nande nanerana ny faritra manontolo Petera, de nande nidigna taigny am'reo mpino ze nipetraka takao amin'ny tanànan'i Lydia iany kô izy. \ No newline at end of file +\v 31 Ary avekeo, ny fiangonana nanerana an'i Jodia daôly, Galilia, ary Samaria nanagna fiadanana ary vôorina; ary, nande tamin-tatra ny Tompo sy tamin'ny fampiononan'ny Fanahy Masina, ka nitombo isa ny fiangonana. \v 32 De tonga zany am'zao fotôna zao, raha nande nanerana ny faritra manontolo Petera, de nande nidigna taigny am'reo mpino ze nipetraka takao amin'ny tanànan'i Lydia iany kô izy. \ No newline at end of file diff --git a/09/33.txt b/09/33.txt index 17644b1..89fbd93 100644 --- a/09/33.txt +++ b/09/33.txt @@ -1 +1 @@ -\v 33 \v 34 \v 35 Natazagna ôla antsovina hoe Aenasy takao izy, ze efa teo am-pandreny nandritry ny valo taona, satria nalemy izy. Petera nitare tamin'azy hoe: "Aenasy, magnasitrana an'nao Jesosy Kristy. Mitsangàna ary amboary ny fandrenao," ary niaraka tam'zany de nitsangana izy. Fa ze daôly nipetraka takao Lyda sy tao Sarona de nahita ny leila ka nitodika tamin'ny Tompo zareo. \ No newline at end of file +\v 33 Natazagna ôla antsovina hoe Aenasy takao izy, ze efa teo am-pandreny nandritry ny valo taona, satria nalemy izy. \v 34 Petera nitare tamin'azy hoe: "Aenasy, magnasitrana an'nao Jesosy Kristy. Mitsangàna ary amboary ny fandrenao," ary niaraka tam'zany de nitsangana izy. \v 35 Fa ze daôly nipetraka takao Lyda sy tao Sarona de nahita ny leila ka nitodika tamin'ny Tompo zareo. \ No newline at end of file diff --git a/09/36.txt b/09/36.txt index 9c867cd..b0b3eb9 100644 --- a/09/36.txt +++ b/09/36.txt @@ -1 +1 @@ -\v 36 \v 37 Ary nisy mpianatra raika antsovina hoe Tabita tao Jopa, ze adika hoe "Dorkasy." Nagnano asa soa betsaka io vevavy io ary nagnano fanampiana feno asa fiantraa ze nataony ho an'ny mahantra. Tam'reo andro reo de narary izy ary maty; rafa nanasa an'azy zareo, de napetrak'zareo takao amin'ny efitragny agnambo izy. \ No newline at end of file +\v 36 Ary nisy mpianatra raika antsovina hoe Tabita tao Jopa, ze adika hoe "Dorkasy." Nagnano asa soa betsaka io vevavy io ary nagnano fanampiana feno asa fiantraa ze nataony ho an'ny mahantra. \v 37 Tam'reo andro reo de narary izy ary maty; rafa nanasa an'azy zareo, de napetrak'zareo takao amin'ny efitragny agnambo izy. \ No newline at end of file diff --git a/09/38.txt b/09/38.txt index c150f4b..2134786 100644 --- a/09/38.txt +++ b/09/38.txt @@ -1 +1 @@ -\v 38 \v 39 Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary naregny reo mpianatra fa tao Petera, de nandefa ôla roey taigny amin'azy zareo, nengavy an'azy: "Tongava re akaigny aminay tsisy hatak'andro." Nitsangana Petera ary nande niaraka tamin-jareo. Rafa tonga izy, de nitondra an'azy takao amin'ny efitra agnambo zareo, ary ny mpitondrategna daôly nitsangana takeo agnilany nitomagny, nampibôgna an'azy akanjo sy ny lamba ze nataon'i Dorkasy tamin'izy niaraka tamin-jareo. \ No newline at end of file +\v 38 Satria efa nanakaiky an'i Lyda i Jopa, ary naregny reo mpianatra fa tao Petera, de nandefa ôla roey taigny amin'azy zareo, nengavy an'azy: "Tongava re akaigny aminay tsisy hatak'andro." \v 39 Nitsangana Petera ary nande niaraka tamin-jareo. Rafa tonga izy, de nitondra an'azy takao amin'ny efitra agnambo zareo, ary ny mpitondrategna daôly nitsangana takeo agnilany nitomagny, nampibôgna an'azy akanjo sy ny lamba ze nataon'i Dorkasy tamin'izy niaraka tamin-jareo. \ No newline at end of file diff --git a/09/40.txt b/09/40.txt index ea80a54..6eaa14e 100644 --- a/09/40.txt +++ b/09/40.txt @@ -1 +1 @@ -\v 40 \v 41 \v 42 \v 43 Nalefan'i Petera taigny avelan'ny efitra izy daôly, nandongalika, ary nivavaka; avekeo, nitodika tam'le razagna, nitare izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanokatra ny masony izy avekeo, ary nahita an'i Petera izy de niarina. Avekeo de nanolo-tagnana an'azy Petera ary nampitsangana an'azy; ary rafa nagnantso an'reo mpino sy reo mpitondrategna izy, de nabôgnany tamin-jareo ny fahavelomany. Lasana fatratra nanerana an'i Jopa daôly zany ra zany, ary ôla betsaka no nino ny Tompo. Tam'zany Petera de nipetraka andro maromaro niaraka tam'le leila raika antsovina hoe Simona takao Jopa, ze mpandoko hoditra. \ No newline at end of file +\v 40 \v 42 \v 43 Nalefan'i Petera taigny avelan'ny efitra izy daôly, nandongalika, ary nivavaka; avekeo, nitodika tam'le razagna, nitare izy hoe: "Tabita, mitsangàna." De nanokatra ny masony izy avekeo, ary nahita an'i Petera izy de niarina. \v 41 Avekeo de nanolo-tagnana an'azy Petera ary nampitsangana an'azy; ary rafa nagnantso an'reo mpino sy reo mpitondrategna izy, de nabôgnany tamin-jareo ny fahavelomany. Lasana fatratra nanerana an'i Jopa daôly zany ra zany, ary ôla betsaka no nino ny Tompo. Tam'zany Petera de nipetraka andro maromaro niaraka tam'le leila raika antsovina hoe Simona takao Jopa, ze mpandoko hoditra. \ No newline at end of file diff --git a/manifest.json b/manifest.json index eeca312..95040f0 100644 --- a/manifest.json +++ b/manifest.json @@ -173,6 +173,13 @@ "09-13", "09-17", "09-20", + "09-23", + "09-26", + "09-28", + "09-31", + "09-33", + "09-36", + "09-38", "10-01", "10-03", "10-07",