auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-05-15 07:50:07 +08:00 committed by root
parent 4ef4fdaada
commit 5534e06b2d
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tafaran'ny andro vitsy Paoly de niteny tamin'i Barnabasy hoe: "Andao tsika hiverigna zao ary hitsidika reo rahalà aigny amin'ny tanana ze efa nagnambarantsika ny tenin'ny Tompo, ary haita hoe: efa manakôry zareo." I Barnabasy de te hitondra an'i Jaona ze nantsovina hoe Maraka hiarak am-jareo. Nefa i Paoly nievitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka, ze nandao an'azy reo taigny Panfilia sy tsy nanohy niara-niasa tam'jareo .
\v 36 \v 37 \v 38 Tafaran'ny andro vitsy Paoly de niteny tamin'i Barnabasy hoe: "Andao tsika hiverigna zao ary hitsidika reo rahalà aigny amin'ny tanana ze efa nagnambarantsika ny tenin'ny Tompo, ary haita hoe: efa manakôry zareo." I Barnabasy de te hitondra an'i Jaona ze nantsovina hoe Maraka hiarak am-jareo. Nefa i Paoly nievitra fa tsy tsara ny hitondrana an'i Marka, ze nandao an'azy reo taigny Panfilia sy tsy nanohy niara-niasa tam'jareo .

View File

@ -1 +1 @@
Avy teo de nisy fifandirana mafy, ka nisaraka izy reo, ary i Barnabasy nitondra an'i Marka niaraka taminazy ary nande sambo nankaigny Sipra. Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nande, tafaran'ny nagnomezan'reo rahalà an'azy andraikitra ho an'ny fasoavan'ny Tompo. Avy teo de nande namakivaky an'i Syria sy i Kilikia, ka nampatanjaka an'reo fengonana.
\v 39 \v 40 \v 41 Avy teo de nisy fifandirana mafy, ka nisaraka izy reo, ary i Barnabasy nitondra an'i Marka niaraka taminazy ary nande sambo nankaigny Sipra. Fa i Paoly nifidy an'i Silasy ary nande, tafaran'ny nagnomezan'reo rahalà an'azy andraikitra ho an'ny fasoavan'ny Tompo. Avy teo de nande namakivaky an'i Syria sy i Kilikia, ka nampatanjaka an'reo fengonana.